Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Marka 4:35 - DIEM PROTESTANTA

35 Ny harivan’iny andro iny ihany dia hoy i Jesoa tamin’ny mpianany: –Andeha isika hankerỳ ampita!

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

35 Tamin’io andro io ihany, rehefa hariva ny andro, dia hoy Izy tamin’ireo: Andeha isika ho erỳ ampita.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

35 Ny harivan’iny andro iny ihany dia hoy i Jesoa tamin’ny mpianany: –Andeha isika hankerỳ ampita!

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

35 Androtr’izay ihany, nony hariva ny andro, dia hoy Izy taminy: «Andeha isika hita ho eny an-dafin-drano.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

35 ARY androtrizay ihany, rehefa hariva ny andro, dia hoy Izy taminy: Andeha isika hita ho eny am-pita.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

35 Ary androtrizay ihany, rehefa hariva ny andro, dia hoy Izy taminy: Andeha isika hita ho eny am-pita.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

35 Tamin’io andro io ihany, rehefa hariva ny andro, dia hoy Izy tamin’ireo: Andeha isika ho erỳ ampita.

Jereo ny toko dika mitovy




Marka 4:35
11 Rohy Ifampitohizana  

Vetivety foana taorian’izay, dia noteren’i Jesoa hiditra tao an-tsambokely ireo mpianatra ary nasainy hialoha Azy eny ampita; fa Izy mbola handefa ny vahoaka hody.


Nony hitan’i Jesoa ny vahoaka betsaka nanodidina Azy, dia nanome baiko Izy mba hankeny ampitan’ny farihin’i Galilea.


Nony tafaverina an-tsambokely teny ampita i Jesoa, dia vahoaka maro no nitangorona nanatona Azy, fa Izy kosa nijanona teo amoron’ny farihy ihany.


Vetivety foana taorian’izay, dia noteren’i Jesoa hiondrana an-tsambokely ny mpianany ary nasainy hiampita mialoha hankeny Betsaidà; fa Izy mbola handefa ny vahoaka hody.


Dia nandao azy ireo i Jesoa ary niondrana indray nankeny ampita.


Indray andro, niondrana an-tsambokely i Jesoa mbamin’ny mpianany, ka hoy Izy tamin’ireo: –Andeha isika hankeny ampitan’ny farihy! Dia niainga Izy mianakavy.


Dia nifoha Izy ka niteny mafy ny rivotra sy ny onjan-drano; dia nitsahatra ireo ary nanjary tony tsara ny andro. Dia hoy i Jesoa tamin’ny mpianany: –Fa aiza ny finoanareo? Izy ireo koa raiki-tahotra sy gaga sady nifampilaza hoe: –Iza moa ity? Fa baikoiny hatramin’ny rivotra sy ny rano, dia manaiky Azy!


Taorian’izany, dia lasa i Jesoa nankeny ampitan’ny farihin’i Galilea (na hoe farihin’i Tiberiada).


Ary niondrana an-tsambokely izy ireo ka nita ny farihy ho any Kafarnahòma. Efa maizina ny andro tamin’izay, nefa i Jesoa mbola tsy tonga teo amin’ireo mpianany;


Rehefa nahita an’i Jesoa teny ampitan’ny farihy ny vahoaka, dia nanontany Azy hoe: –Mpampianatra ô, oviana no tonga teto Ianao?


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra