Marka 4:29 - DIEM PROTESTANTA29 Ary raha vao azo jinjaina, dia jinjain’ilay olona fa tonga ny fotoana fijinjana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201129 Ary rehefa masaka eny an-tsaha izy dia atao miaraka amin’izay ny fijinjana fa efa tonga ny fararano. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara29 Ary raha vao azo jinjaina, dia jinjain’ilay olona fa tonga ny fotoana fijinjana. Jereo ny tokoBaiboly Katolika29 Ary rehefa vokatra dia jinjaina miaraka amin’izay, satria tonga ny taom-pijinjana.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy29 Fa rehefa azo jinjana izy, dia jinjany miaraka amin’izay, fa efa tonga ny fararano. Jereo ny tokoMalagasy Bible29 Fa rehefa azo jinjana izy, dia jinjany miaraka amin'izay, fa efa tonga ny fararano. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache29 Ary rehefa masaka eny an-tsaha izy dia atao miaraka amin’izay ny fijinjana fa efa tonga ny fararano. Jereo ny toko |
Ary nisy anjely anankiray hafa koa nipoitra avy teo amin’ny alitara, dia anjely manam-pahefana amin’ny afo. Niantso tamin’ny feo mahery izy ka nanao tamin’ilay anjely manana antsy maranitra fijinjana hoe: «Ampiasao ny antsy fijinjànao ka otoazy ny sampahom-boaloboka eny amin’ny tany; fa masaka tsara ny voalobony.»