Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Marka 4:25 - DIEM PROTESTANTA

25 Satria izay manana no homena; ary izay tsy manana kosa, na izay kely ananany aza dia halana aminy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

25 Fa izay manana no homena; ary ny amin’izay tsy manana, na dia izay ananany aza, dia halaina aminy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

25 Satria izay manana no homena; ary izay tsy manana kosa, na izay kely ananany aza dia halana aminy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

25 Fa izay manana dia homena, ary izay tsy manana kosa, na dia izay ananany aza dia hoesorina aminy.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

25 Fa izay manana no homena; ary ny amin’izay tsy manana, na dia izay ananany aza dia halaina aminy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

25 Fa izay manana no homena; ary ny amin'ny tsy manana, na dia izay ananany aza dia halaina aminy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

25 Fa izay manana no homena; ary ny amin’izay tsy manana, na dia izay ananany aza, dia halaina aminy.

Jereo ny toko dika mitovy




Marka 4:25
7 Rohy Ifampitohizana  

Satria izay manana no homena, ka hanana amby ampy; fa izay tsy manana kosa, na izay kely ananany aza dia halàna aminy.


Hoy koa i Jesoa: –Ny Fanjakàn’Andriamanitra dia tahaka ny amin’ity olona namafy voa amin’ny tany;


Koa tandremo àry ny fomba fihainoanareo; satria izay manana no homena; ary izay tsy manana kosa, na izay kely heveriny ho ananany aza dia halàna aminy.


Ny sampana rehetra izay tafaray amiko nefa tsy mamokatra dia esorin’ny Raiko; ary ny sampana rehetra izay mamokatra kosa, dioviny mba hamokatra bebe kokoa.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra