Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Marka 2:9 - DIEM PROTESTANTA

9 Inona moa no tsotsotra kokoa, ny milaza amin’ity malemy ity hoe: «Voavela ny helokao», sa ny milaza aminy hoe: «Mitsangàna, ka batao ny fandrianao ary mandehana»?

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

9 Inona moa no moramora kokoa, ny milaza amin’ilay malemy hoe: Voavela ny helokao, sa ny milaza hoe: Mitsangàna, batao ny fandriananao ka mandehana?

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

9 Inona moa no tsotsotra kokoa, ny milaza amin’ity malemy ity hoe: «Voavela ny helokao», sa ny milaza aminy hoe: «Mitsangàna, ka batao ny fandrianao ary mandehana»?

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

9 Inona no moramora kokoa, ny manao amin’ity malemy ity hoe: ‹Voavela ny helokao, sa ny manao hoe: Mitsangàna, batao ny fandrianao, ary mandehana?›

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

9 Iza moa no moramora kokoa, ny manao amin’ilay mararin’ny paralysisa hoe: Voavela ny helokao, sa ny manao hoe: Mitsangàna, betao ny fandrianao, ka mandehana?

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

9 Iza moa no moramora kokoa, ny manao amin'ilay mararin'ny paralysisa hoe: Voavela ny helokao, sa ny manao hoe: Mitsangàna, betao ny fandrianao, ka mandehana?

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

9 Inona moa no moramora kokoa, ny milaza amin’ilay malemy hoe: Voavela ny helokao, sa ny milaza hoe: Mitsangàna, batao ny fandriananao ka mandehana?

Jereo ny toko dika mitovy




Marka 2:9
7 Rohy Ifampitohizana  

Ary niely eran’i Siria manontolo ny lazany, ka nentin’ny olona teo aminy avokoa izay mety ho marary ianjadian’ny aretina sy fanaintainana isan-karazany, dia ny azon’ny demony sy ny mararin’ny androbe ary ny malemy ka nositraniny avokoa.


Ary indro nisy lehilahy malemy nilamaka am-pandriana, nentin’olona teo aminy. Hitan’i Jesoa ny finoan’ireto olona, ka hoy Izy tamin’ilay malemy: –Mahereza, anaka; voavela ny helokao!


Fa inona moa no tsotsotra kokoa, ny milaza hoe: «Voavela ny helokao», sa ny milaza hoe: «Mitsangàna ka mandehana»?


Aoka ho fantatrareo fa ny Zanak’olona eto an-tany dia manam-pahefana hamela heloka! Dia hoy i Jesoa tamin’ilay malemy:


Takatr’i Jesoa avy hatrany ny eritreritr’iretsy mpahay lalàna ka hoy Izy taminy: –Nahoana ianareo no mieritreritra izany ao am-ponareo?


Hoy kosa i Jesoa tamin-dravehivavy: –Voavela ny helokao!


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra