Marka 2:27 - DIEM PROTESTANTA27 Ary hoy i Jesoa tamin’ny Farisianina: –Ny sabata no natao ho an’ny olona, fa tsy ny olona no natao ho an’ny sabata. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201127 Ary hoy Izy taminy: Ny Sabata no natao ho an’ny olona fa tsy ny olona no natao ho an’ny Sabata, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara27 Ary hoy i Jesoa tamin’ny Farisianina: –Ny sabata no natao ho an’ny olona, fa tsy ny olona no natao ho an’ny sabata. Jereo ny tokoBaiboly Katolika27 Dia hoy koa Izy taminy: «Ny sabata no natao ho an’ny olona, fa tsy ny olona no ho an’ny sabata. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy27 Ary hoy izy taminy: Ny Sabata no natao ho an’ny olona, fa tsy ny olona ho an’ny Sabata; Jereo ny tokoMalagasy Bible27 Ary hoy Izy taminy: Ny Sabata no natao ho ny olona, fa tsy ny olona ho an'ny Sabata. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache27 Ary hoy Izy taminy: Ny Sabata no natao ho an’ny olona fa tsy ny olona no natao ho an’ny Sabata, Jereo ny toko |
Hoy koa ny TOMPO hoe: «Raha atsahatrao ny fanosihosena ny sabata, ka tsy ny tombontsoanao no enjehinao amin’ny andro voatokana ho Ahy, raha ny sabata no lazainao hoe andro mahafinaritra, raha ny andro voatokana ho Ahy no lazainao hoe mendrika hohajaina, raha hajainao tokoa izany ka fadînao ny fanaonao na ny manenjika ny tombontsoanao na ny miteniteny foana,
Fa ny andro fahafito kosa dia sabata voatokana ho Ahy TOMPO Andriamanitrao; koa aza manao raharaha akory amin’izany, na ny tenanao, na ny zanakao, na ny mpanomponao, na ny ombinao na ny borikinao, na ny biby hafa rehetra fiompinao, na ny vahiny izay ao an-tranonao; aoka mba hitsahatra tahaka anao koa ireo mpanomponao.