Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Marka 15:42 - DIEM PROTESTANTA

42-43 Efa hariva ny andro no tonga i Jôsefa avy any amin’ny tanàna atao hoe Harimatia. Lehilahy manan-kaja tao amin’ny Fitsarana ambony izy sady fatra-piandry ny Fanjakàn’Andriamanitra. Andro fiomanana tamin’io, izany hoe andro mialoha ny sabata; koa lasa i Jôsefa niditra tamim-pahasahiana tao an-tranon’i Pilato ary nangataka ny vatan’i Jesoa.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

42 Nony hariva ny andro, satria andro fiomanana, dia ny andro alohan’ny Sabata,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

42-43 Efa hariva ny andro no tonga i Jôsefa avy any amin’ny tanàna atao hoe Harimatia. Lehilahy manan-kaja tao amin’ny Fitsarana ambony izy sady fatra-piandry ny Fanjakàn’Andriamanitra. Andro fiomanana tamin’io, izany hoe andro mialoha ny sabata; koa lasa i Jôsefa niditra tamim-pahasahiana tao an-tranon’i Pilato ary nangataka ny vatan’i Jesoa.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

42 Ary nony hariva ny andro, satria andro Fiomanana, izany hoe andro mialoha ny sabata.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

42 ARY nony hariva (satria andro fiomanana ny andro, dia ny andro alohan’ny Sabata),

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

42 Ary nony hariva (satria andro fiomanana ny andro, dia ny andro alohan'ny Sabata),

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

42 Nony hariva ny andro, satria andro fiomanana, dia ny andro alohan’ny Sabata*,

Jereo ny toko dika mitovy




Marka 15:42
5 Rohy Ifampitohizana  

Ary satria fiomanana tamin’izay, dia nangatahin’ny manampahefana jiosy tamin’i Pilato ny hanapahana ny ranjon’ireo voahombo sy hanesorana ny fatiny mba tsy hisy tavela eo amin’ny hazofijaliana ny andro sabata, satria andro lehibe izany sabata izany.


Rehefa avy nahatanteraka izay rehetra nambaran’ny Soratra Masina momba Azy ry zareo, dia nesorina teo amin’ny hazofijaliana Izy ary nalevina tao am-pasana.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra