Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Marka 15:33 - DIEM PROTESTANTA

33 Tamin’ny mitataovovonana, dia rakotra haizina ny faritany manontolo, ka naharitra hatramin’ny telo tolakandro izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

33 Ary nony tamin’ny ora fahenina dia tonga maizina ny tany rehetra ary naharitra hatramin’ny ora fahasivy izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

33 Tamin’ny mitataovovonana, dia rakotra haizina ny faritany manontolo, ka naharitra hatramin’ny telo tolakandro izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

33 Nony tamin’ny enina, dia rakotra haizina ny tany rehetra hatramin’ny sivy;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

33 Ary nony tamin’ny ora fahenina, dia tonga maizina ny tany rehetra, ka naharitra hatramin’ny ora fahasivy izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

33 Ary nony tamin'ny ora fahenina, dia tonga maizina ny tany rehetra, ka naharitra hatramin'ny ora fahasivy izany.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

33 Ary nony tamin’ny ora fahenina dia tonga maizina ny tany rehetra ary naharitra hatramin’ny ora fahasivy izany.

Jereo ny toko dika mitovy




Marka 15:33
7 Rohy Ifampitohizana  

Dia nahatonga haizim-pito Andriamanitra ka nanjary maizina izany tany izany ary tsy nisy nahatohitra ny teniny.


Niainga koa izy tamin’ny 12 antoandro sy tamin’ny telo tolakandro, ary dia nanao toy izany.


Hatramin’ny mitataovovonana dia nanomboka rakotra haizina ny faritany manontolo, ka naharitra hatramin’ny telo tolakandro izany.


Tamin’ny sivy maraina no nanomboana an’i Jesoa tamin’ny hazofijaliana.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra