Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Marka 14:51 - DIEM PROTESTANTA

51 Ary nisy zatovolahy iray nanaraka an’i Jesoa, tsy nanana afa-tsy akanjo manolo-koditra. Nosamborin’ny olona koa izy;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

51 Ary nisy zatovo iray nanaraka Azy, tsy nitafy afa-tsy lamba hariry madinika, ary nosamborin’ny olona teo izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

51 Ary nisy zatovolahy iray nanaraka an’i Jesoa, tsy nanana afa-tsy akanjo manolo-koditra. Nosamborin’ny olona koa izy;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

51 Ary nisy tovolahy anankiray nanaraka Azy, lamba fotsiny no teny an-kodiny, nosamborin’ireo koa;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

51 Ary nisy zatovo anankiray nanaraka Azy, ka lamba hariry madinika fotsiny ihany no nitafiany, ary nosamborin’ny olona teo izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

51 Ary nisy zatovo anankiray nanaraka Azy, ka lamba hariry madinika fotsiny ihany no nitafiany, ary nosamborin'ny olona teo izy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

51 Ary nisy zatovo iray nanaraka Azy, tsy nitafy afa-tsy lamba hariry madinika, ary nosamborin’ny olona teo izy.

Jereo ny toko dika mitovy




Marka 14:51
4 Rohy Ifampitohizana  

Dia nosamborin’ny vadin’i Pôtifara tamin’ny lambany izy, ka nataony hoe: –Avia handry amiko! Fa navelan’i Jôsefa teny an-tanan-dravehivavy ny lambany, dia nandositra nivoaka ny trano izy.


Dia nandao an’i Jesoa ny mpianatra rehetra ka nandositra.


fa nafoin’ilay zatovo ny akanjony ka lasa izy nandositra niboridana.


Ary i Samsôna nilaza tamin’ireo hoe: –Hanao ankamantatra aminareo aho. Koa raha milaza ny valiny amiko ato anatin’ny fito andro fanaovam-panasàna ianareo, dia homeko lobaka telopolo tsara tarehy sy akanjo telopolo fitondra mianjaika.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra