Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Marka 14:44 - DIEM PROTESTANTA

44 Ilay hanolotra an’i Jesoa dia efa nanome famantarana an-dry zareo hoe: «Izay horohako no Izy ka sambory, dia ento ka ambeno tsara.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

44 Ary ilay hanolotra Azy dia efa nanome famantarana tamin’ireo ka niteny hoe: Izay horohako no Izy; sambory Izy ka ento dia ataovy tsara ambina.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

44 Ilay hanolotra an’i Jesoa dia efa nanome famantarana an-dry zareo hoe: «Izay horohako no Izy ka sambory, dia ento ka ambeno tsara.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

44 Izy ireo dia efa nomen’ilay mpamadika Azy famantarana toy izao: «Izay horohako no Izy, ka sambory, ary ento tsy amim-pisalasalana.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

44 Ary ilay hamadika Azy efa nanome famantarana ireo ka nanao hoe: Izay horohako no Izy; sambory Izy ka ento, fa aza avela ho afaka.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

44 Ary ilay hamadika Azy efa nanome famantarana ireo ka nanao hoe: Izay horohako no Izy; sambory Izy ka ento, fa aza avela ho afaka.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

44 Ary ilay hanolotra Azy dia efa nanome famantarana tamin’ireo ka niteny hoe: Izay horohako no Izy; sambory Izy ka ento dia ataovy tsara ambina.

Jereo ny toko dika mitovy




Marka 14:44
13 Rohy Ifampitohizana  

Fa ho anareo kosa, ny ra dia ho famantarana ny trano izay itoeranareo; koa raha mahita ny ra Aho, dia handalo fotsiny, ka ny areti-mandringana dia tsy hahazo anareo rehefa mamely an’i Ejipta Aho.


Ny tsikera ataon-tsakaiza dia itokiana hahasoa fa ny oroky ny fahavalo kosa mamitaka.


Mitsangàna, andao isika handeha! Indro efa akaiky ilay hanolotra Ahy!


Ary niaraka tamin’izay, raha mbola miteny eo i Jesoa, dia tonga i Jodasy, anankiray amin’ny 12 lahy; ary andian’olona nirongo sabatra sy kibay, irak’ireo lohandoha-mpisorona sy mpahay lalàna ary loholona, no tafaraka taminy.


Vao tonga i Jodasy, dia nanatona an’i Jesoa avy hatrany ka nanao taminy hoe: –Mpampianatra ô! Dia nanoroka Azy i Jodasy.


Nony avy nandalasina kapoka izy roa lahy, dia nampidirina am-ponja ka nofeperana ilay mpiambina mba hanao andrimaso azy tsara.


Aoka tsy ho azon’ireo mpanohitra ampitahorina ianareo na amin’inona na amin’inona: mariky ny fahaverezana izany ho azy; fa ho anareo kosa mariky ny famonjena, dia famonjena avy amin’Andriamanitra.


Soratanako ireto teny ireo: veloma, hoy i Paoly. Io no sonia famantarana ny taratasiko rehetra; izao no soratro.


Ary ankehitriny, aoka hianiananareo amin’ny Tompo aho fa hamindranareo fo ny fianakaviako tahaka izay namindrako fo taminareo: koa mba omeo famantarana azo antoka aho


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra