Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Marka 14:10 - DIEM PROTESTANTA

10 Fa i Jodasy Iskariôta, anankiray tamin’ny 12 lahy, dia nankany amin’ny lohandoha-mpisorona mba hanolotra an’i Jesoa hovonoina.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

10 Ary i Jodasy iskariota, ilay isan’ny roa amby folo lahy, dia nankao amin’ireo lehiben’ny mpisorona mba hanolotra an’i Jesosy amin’ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

10 Fa i Jodasy Iskariôta, anankiray tamin’ny 12 lahy, dia nankany amin’ny lohandoha-mpisorona mba hanolotra an’i Jesoa hovonoina.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

10 Ary i Jodasy IsKariota, ilay isan’izy roa ambin’ny folo lahy, dia nankany amin’ny lohandohan’ny mpisorona mba hanolotra Azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

10 ARY Jodasy Iskariota, ilay isan’ny roa ambin’ny folo lahy, dia nankao amin’ny lohan’ny mpisorona hamadika an’i Jesosy aminy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

10 Ary Jodasy Iskariota, ilay isan'ny roa ambin'ny folo lahy, dia nankeo amin'ny lohan'ny mpisorona hamadika an'i Jesosy aminy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

10 Ary i Jodasy iskariota, ilay isan’ny roa amby folo lahy, dia nankao amin’ireo lehiben’ny mpisorona mba hanolotra an’i Jesosy amin’ireo.

Jereo ny toko dika mitovy




Marka 14:10
10 Rohy Ifampitohizana  

Hoy ireo hoe: «Voan’ny aretin-dratsy io ka milamaka tsy ho tafarina intsony!»


i Simôna Kananeanina ary i Jodasy Iskariôta ilay nanolotra an’i Jesoa.


Faly ry zareo nandre izany, ka nanaiky hanome vola an’i Jodasy; ary dia notadiavin’i Jodasy izay fotoana mety hanolorany an’i Jesoa.


ary i Jodasy Iskariôta ilay nanolotra an’i Jesoa.


Teo am-pisakafoana hariva tamin’izay i Jesoa mbamin’ny mpianany; ary efa nomen’ny devoly hevitra i Jodasy, zanakalahin’i Simôna Iskariôta, mba hanolotra an’i Jesoa.


Vao nandray ilay sombi-mofo i Jodasy, dia nivoaka ny trano niaraka tamin’izay; ary efa alina ny andro.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra