Marka 13:32 - DIEM PROTESTANTA32 –Fa ny amin’izay andro sy ora hahatongavan’izany, dia tsy misy mahalala na ny anjely any an-danitra na ny Zanak’olona, fa Izy Ray ihany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201132 Fa ny amin’izany andro na ora izany dia tsy misy mahafantatra, na ny anjely any an-danitra, ary na ny Zanaka aza, afa-tsy ny Ray ihany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara32 –Fa ny amin’izay andro sy ora hahatongavan’izany, dia tsy misy mahalala na ny anjely any an-danitra na ny Zanak’olona, fa Izy Ray ihany. Jereo ny tokoBaiboly Katolika32 Izany andro sy ora izany anefa, dia tsy misy mahalala, na ny Anjely any an-danitra, na ny Zanaka aza, afa-tsy ny Ray ihany.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy32 Fa ny amin’izany andro na ora izany dia tsy misy mahalala, na dia ny anjely any an-danitra, ary na dia ny Zanaka aza, afa-tsy ny Ray ihany. Jereo ny tokoMalagasy Bible32 Fa ny amin'izany andro na ora izany dia tsy misy mahalala, na dia ny anjely any an-danitra, ary na dia ny Zanaka aza, afa-tsy ny Ray ihany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache32 Fa ny amin’izany andro na ora izany dia tsy misy mahafantatra, na ny anjely any an-danitra, ary na ny Zanaka aza, afa-tsy ny Ray ihany. Jereo ny toko |
Fanambaràna nataon’i Jesoa Kristy no aroso amin’ity boky ity. Izany fanambaràna izany dia nomen’Andriamanitra Azy mba hanehoan’i Jesoa Kristy amin’ireo mpanompony izay zavatra tsy maintsy ho tonga faingana. I Jesoa Kristy, tamin’ny alalan’ny anjely izay nirahiny, no nampahalala izany tamin’i Jôhany.