Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Marka 12:43 - DIEM PROTESTANTA

43 Dia nantsoin’i Jesoa ireo mpianany ka nilazany hoe: –Lazaiko marina aminareo fa io vehivavy mpitondratena mahantra io no nandrotsaka be indrindra tamin’ny olona nandrotsa-bola tao amin’ny vata fitoeran-drakitra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

43 Ary Jesosy niantso ny mpianany hanatona Azy ka niteny taminy hoe: Lazaiko aminareo marina tokoa fa io mpitondratena mahantra io dia nandatsaka be noho izay rehetra nandatsaka tao amin’ny fandatsahan-drakitra;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

43 Dia nantsoin’i Jesoa ireo mpianany ka nilazany hoe: –Lazaiko marina aminareo fa io vehivavy mpitondratena mahantra io no nandrotsaka be indrindra tamin’ny olona nandrotsa-bola tao amin’ny vata fitoeran-drakitra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

43 Dia nantsoin’i Jesoa ny mpianany ka nilazany hoe: «Lazaiko marina aminareo fa io mpitondratena mahantra io no nandatsaka indrindra tamin’izay rehetra nandatsaka tao amin’ny fandatsahan-drakitra;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

43 Ary Jesosy niantso ny mpianany hanatona Azy ka nanao taminy hoe: Lazaiko aminareo marina tokoa fa io mpitondratena malahelo io no efa nandatsaka be noho izay rehetra nandatsaka tao amin’ny fandatsahan-drakitra.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

43 Ary Jesosy niantso ny mpianany hanatona Azy ka nanao taminy hoe: Lazaiko aminareo marina tokoa fa io mpitondratena malahelo io no efa nandatsaka be noho izay rehetra nandatsaka tao amin'ny fandatsahan-drakitra.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

43 Ary Jesosy niantso ny mpianany hanatona Azy ka niteny taminy hoe: Lazaiko aminareo marina tokoa fa io mpitondratena mahantra io dia nandatsaka be noho izay rehetra nandatsaka tao amin’ny fandatsahan-drakitra;

Jereo ny toko dika mitovy




Marka 12:43
9 Rohy Ifampitohizana  

ary lazaiko marina aminareo fa na iza na iza hanome rano mangatsiaka, na eran’ny kaopy ihany aza, hosotroin’ny anankiray amin’ireo mpianatro madinika ireo noho izy mpianatro, dia tsy ho diso valisoa.


Dia tonga ity vehivavy mpitondratena mahantra, nandrotsaka vola madinika roa ankevitry ny ariary anankiroa.


Satria ireo rehetra ireo dia nandrotsaka ny ambim-bavany; fa ravehivavy io kosa, na fadiranovana toy inona aza, dia nandrotsaka izay rehetra nananany, izany hoe ny fivelomany manontolo.


Ireo teny ireo dia nolazain’i Jesoa teo akaikin’ny fandatsahan-drakitra, fony Izy nampianatra teo an-kianjan’ny tempoly; ary tsy nisy olona nisambotra Azy, satria tsy mbola tonga ny fotoanandrony.


Nanapa-kevitra ny mpianatra tao Antiôkia fa samy hanome araka izay nanambinana azy avy mba halefa hanampiana ireo havana iray finoana nonina tany Jodea.


Fa raha misy ny risi-po hanome, dia ny manome araka izay ananana ihany no ankasitrahin’Andriamanitra, fa tsy hoe ny manome araka izay tsy ananana.


Voasedra mafy tamin’ny fahoriana nahazo azy ny mpino, kanefa lehibe tokoa ny hafaliany ary nahafoy mihitsy izy ireo tamin’ny famoriam-bola, na dia tena mahantra aza.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra