Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Marka 12:41 - DIEM PROTESTANTA

41 Nipetraka nanandrify ny vata fitoeran-drakitra i Jesoa nandinika ny fomba fandrotsahan’ny vahoaka vola tao; ary maro ny mpanankarena nandrotsaka betsaka.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

41 Ary raha nipetraka tandrifin’ny fandatsahan-drakitra Jesosy dia nandinika ny fandatsaky ny vahoaka vola tao Izy. Maro ny mpanankarena nandatsaka be tao.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

41 Nipetraka nanandrify ny vata fitoeran-drakitra i Jesoa nandinika ny fomba fandrotsahan’ny vahoaka vola tao; ary maro ny mpanankarena nandrotsaka betsaka.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

41 Raha nipetraka tandrifin’ny fandatsahan-drakitra i Jesoa, dia nijery ny fandatsaky ny olona tao, ary maro ny manankarena no nandatsaka be.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

41 ARY raha nipetraka tandrifin’ny fandatsahan-drakitra Jesosy, dia nijery ny fandatsaky ny vahoaka vola tao Izy; ary maro ny mpanan-karena nandatsaka be tao.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

41 Ary raha nipetraka tandrifin'ny fandatsahan-drakitra Jesosy, dia nijery ny fandatsaky ny vahoaka tao; ary maro ny mpanankarena nandatsaka be tao.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

41 Ary raha nipetraka tandrifin’ny fandatsahan-drakitra Jesosy dia nandinika ny fandatsaky ny vahoaka vola tao Izy. Maro ny mpanankarena nandatsaka be tao.

Jereo ny toko dika mitovy




Marka 12:41
5 Rohy Ifampitohizana  

Dia nanaiky tsy handray vola amin’ny olona intsony sy tsy hiandraikitra ny fanamboarana ny tempoly ny mpisorona.


Ireo lohandoha-mpisorona kosa naka ny vola ary niteny hoe: –Tsy azo alatsaka amin’ny rakitry ny tempoly ireto vola ireto satria vidin-dra.


Dia tonga ity vehivavy mpitondratena mahantra, nandrotsaka vola madinika roa ankevitry ny ariary anankiroa.


Ireo teny ireo dia nolazain’i Jesoa teo akaikin’ny fandatsahan-drakitra, fony Izy nampianatra teo an-kianjan’ny tempoly; ary tsy nisy olona nisambotra Azy, satria tsy mbola tonga ny fotoanandrony.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra