Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Marka 12:34 - DIEM PROTESTANTA

34 Nony hitan’i Jesoa fa namaly tamim-pahendrena ilay mpahay lalàna, dia nilazany hoe: –Tsy lavitra ny Fanjakàn’Andriamanitra ianao! Ary dia tsy nisy sahy nanontany Azy intsony.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

34 Rehefa hitan’i Jesosy fa namaly tamim-pahendrena izy dia hoy Izy taminy: Tsy lavitra ny fanjakan’Andriamanitra ianao. Dia tsy nisy sahy nanontany Azy intsony.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

34 Nony hitan’i Jesoa fa namaly tamim-pahendrena ilay mpahay lalàna, dia nilazany hoe: –Tsy lavitra ny Fanjakàn’Andriamanitra ianao! Ary dia tsy nisy sahy nanontany Azy intsony.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

34 Nony hitan’i Jesoa fa namaly tamim-pahendrena izy, dia hoy Izy taminy: «Tsy lavitra ny fanjakan’Andriamanitra ianao.» Ary hatramin’izay dia tsy nisy olona sahy nanontany Azy intsony.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

34 Ary raha hitan’i Jesosy fa namaly tamim-pahendrena izy, dia hoy Izy taminy: Tsy lavitra ny fanjakan’Andriamanitra hianao. Ary tsy nisy sahy nanontany Azy intsony.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

34 Ary raha hitan'i Jesosy fa namaly tamim-pahendrena izy, dia hoy Izy taminy: Tsy lavitra ny fanjakan'Andriamanitra ianao. Ary tsy nisy sahy nanontany Azy intsony.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

34 Rehefa hitan’i Jesosy fa namaly tamim-pahendrena izy dia hoy Izy taminy: Tsy lavitra ny fanjakan’Andriamanitra ianao. Dia tsy nisy sahy nanontany Azy intsony.

Jereo ny toko dika mitovy




Marka 12:34
10 Rohy Ifampitohizana  

Nony nahalala izany i Jesoa, dia niala teo amin’io toerana io; ary vahoaka maro no nanaraka Azy. Nositranin’i Jesoa avokoa ny marary rehetra,


Ny volotara folaka tsy hotapahiny, ny lahin-jiro manetona tsy hovonoiny, ambara-pahazoan’ny Mpanompoko fandresena ho an’ny rariny.


Dia tsy nisy nahavaly an’i Jesoa na dia teny iray akory aza ry zareo; ary nanomboka hatramin’io andro io dia tsy nisy sahy nanontany Azy intsony.


Ary tsy nisy olona sahy nanontany an’i Jesoa intsony.


Taloha, fony tsy mbola nisy ny lalàna, dia velona aho; fa nony tonga ny didy, dia ny fahotana no velona,


Fa izaho, dia tamin’ny alalan’ny lalàna no nahafatesako raha ny amin’ny lalàna mba hahavelomako ho an’Andriamanitra. Niara-nohomboana tamin’i Kristy teo amin’ny hazofijaliana aho;


Aoka ho mahatehotia sy mahasoa mandrakariva ny teny ataonareo, dia ho fantatrareo izay tokony havalinareo ny olona tsirairay avy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra