Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Marka 12:23 - DIEM PROTESTANTA

23 Amin’ny fitsanganan’ny maty àry, [raha hitsangana velona tokoa ny maty], mba ho vadin’iza ravehivavy fa efa samy nanambady azy avokoa izy fito mirahalahy?

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

23 Koa amin’ny fitsanganan’ny maty, iza amin’izy ireo moa no ho vadin-dRavehivavy? Satria efa samy nanambady azy avokoa izy fito mirahalahy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

23 Amin’ny fitsanganan’ny maty àry, [raha hitsangana velona tokoa ny maty], mba ho vadin’iza ravehivavy fa efa samy nanambady azy avokoa izy fito mirahalahy?

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

23 Koa amin’ny fitsanganan’ny maty, rehefa tafatsangana izy ireo, iza no ho vadin-dravehivavy, fa efa samy nanambady azy avokoa izy fito mirahalahy?»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

23 Koa amin’ny fitsanganan’ny maty, ho vadin’iza moa ravehivavy, satria efa samy nanambady azy avokoa izy fito mirahalahy?

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

23 Koa amin'ny fitsanganan'ny maty, ho vadin'iza moa ravehivavy, satria efa samy nanambady azy avokoa izy fito mirahalahy?

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

23 Koa amin’ny fitsanganan’ny maty, iza amin’izy ireo moa no ho vadin-dRavehivavy? Satria efa samy nanambady azy avokoa izy fito mirahalahy.

Jereo ny toko dika mitovy




Marka 12:23
3 Rohy Ifampitohizana  

Tamin’ny fahatairako no nilazako hoe: «Indro aho voaroaka tsy ho eo imasonao.» Kanjo nohenoinao ny fitalahoako, rehefa niantso vonjy taminao aho.


Dia samy tsy nisy namela solofo izy fito mirahalahy. Taorian’izy rehetra dia maty koa ravehivavy.


Dia hoy i Jesoa tamin’ireo Tsadoseanina: –Tsy izany tokoa ve no mahadiso hevitra anareo, fa tsy misy fantatrareo na ny Soratra Masina na ny herin’Andriamanitra?


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra