Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Marka 12:22 - DIEM PROTESTANTA

22 Dia samy tsy nisy namela solofo izy fito mirahalahy. Taorian’izy rehetra dia maty koa ravehivavy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

22 Ary izy fito mirahalahy dia samy maty momba avokoa. Ary faran’izy rehetra dia maty koa Ravehivavy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

22 Dia samy tsy nisy namela solofo izy fito mirahalahy. Taorian’izy rehetra dia maty koa ravehivavy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

22 Ary samy nanambady azy izy fito, fa maty momba avokoa. Faran’izy rehetra dia maty koa ravehivavy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

22 Ary izy fito mirahalahy dia samy maty momba avokoa. Koa faran’izy rehetra dia maty koa ravehivavy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

22 Ary izy fito mirahalahy dia samy maty momba avokoa. Koa faran'izy rehetra dia maty koa ravehivavy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

22 Ary izy fito mirahalahy dia samy maty momba avokoa. Ary faran’izy rehetra dia maty koa Ravehivavy.

Jereo ny toko dika mitovy




Marka 12:22
2 Rohy Ifampitohizana  

Dia nampakatra an-dravehivavy ny faharoa, kanjo maty tsy namela solofo; dia toy izany koa ny fahatelo.


Amin’ny fitsanganan’ny maty àry, [raha hitsangana velona tokoa ny maty], mba ho vadin’iza ravehivavy fa efa samy nanambady azy avokoa izy fito mirahalahy?


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra