Marka 12:20 - DIEM PROTESTANTA20 Koa nisy àry olona fito mirahalahy. Nampaka-bady ny lahimatoa, kanjo maty tsy namela solofo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201120 Nisy fito mirahalahy. Nampaka-bady ny zokiny dia maty momba. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara20 Koa nisy àry olona fito mirahalahy. Nampaka-bady ny lahimatoa, kanjo maty tsy namela solofo. Jereo ny tokoBaiboly Katolika20 Ary nisy olona fito mirahalahy, ka nanambady aloha ny lahimatoa, dia maty momba. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy20 Nisy fito mirahalahy; ary ny zokiny nampaka-bady, dia maty momba. Jereo ny tokoMalagasy Bible20 Nisy fito mirahalahy; ary ny zokiny nampaka-bady, dia maty momba. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache20 Nisy fito mirahalahy. Nampaka-bady ny zokiny dia maty momba. Jereo ny toko |