Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Marka 12:19 - DIEM PROTESTANTA

19 –Mpampianatra ô, izao no didy voasoratra nomen’i Mosesy antsika: «Raha misy lehilahy maty namela vady nefa tsy namela taranaka, dia aoka ny rahalahiny hampakatra an-dravehivavy, mba hiteraka hamela solofo ho an’ny maty.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

19 Mpampianatra ô, i Mosesy dia nanoratra ho antsika hoe: «Raha misy manan-drahalahy maty momba, kanefa mbola velona ny vadiny, dia aoka ny rahalahiny hampakatra an-dRavehivavy ka hiteraka aminy mba hamelo-maso ny rahalahiny» (Deo 25.5).

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

19 –Mpampianatra ô, izao no didy voasoratra nomen’i Mosesy antsika: «Raha misy lehilahy maty namela vady nefa tsy namela taranaka, dia aoka ny rahalahiny hampakatra an-dravehivavy, mba hiteraka hamela solofo ho an’ny maty.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

19 «Ry Mpampianatra ô, izao no nosoratan’i Môizy ho antsika: ‹Raha misy lehilahy maty momba ka mbola velona ny vadiny, dia aoka ny rahalahiny no hampakatra ny vadiny mba hiteraka hamelo-maso azy?›

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

19 Mpampianatra ô, Mosesy nanoratra ho antsika hoe: Raha misy manan-drahalahy maty momba, ka mbola velona ny vadin’ny maty, dia aoka ny rahalahiny hampakatra azy hiteraka hamelo-maso ny rahalahiny (Deo. 25. 5).

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

19 Mpampianatra ô, Mosesy nanoratra ho antsika hoe: Raha misy manan-drahalahy maty momba, ka mbola velona ny vadin'ny maty, dia aoka ny rahalahiny hampakatra azy hiteraka hamelo-maso ny rahalahiny (Deo. 25. 5).

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

19 Mpampianatra ô, i Mosesy dia nanoratra ho antsika hoe: «Raha misy manan-drahalahy maty momba, kanefa mbola velona ny vadiny, dia aoka ny rahalahiny hampakatra an-dRavehivavy ka hiteraka aminy mba hamelo-maso ny rahalahiny» (Deo 25.5).

Jereo ny toko dika mitovy




Marka 12:19
6 Rohy Ifampitohizana  

Dia hoy i Joda tamin’i Onàna: –Mandehana mankany amin’ny vady navelan’ny rahalahinao, ka alao ho vady loloha izy mba hamelo-maso ny rahalahinao.


Koa nisy àry olona fito mirahalahy. Nampaka-bady ny lahimatoa, kanjo maty tsy namela solofo.


Amin’ny fitsanganan’ny maty ho velona àry, mba ho vadin’iza ravehivavy fa efa samy nanambady azy avokoa izy fito mirahalahy?


Dia hoy kosa i Bôhaza: –Amin’ny andro ividiananao ny saha eo an-tanan’i Nahômỳ, dia halainao ho vady koa i Rota vehivavy môabita mba hamelo-maso ny anaran’ny maty eo amin’ny lovany.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra