Malakia 2:4 - DIEM PROTESTANTA4 Dia ho fantatrareo fa Izaho TOMPOn’izao rehetra izao no efa nampitandrina anareo mba haharetan’ny fanekempihavanako amin’ny levita. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20114 Dia ho fantatrareo fa nampitondra izany didy izany ho aminareo Aho mba haharetan’ilay fanekeko tamin’i Levy, hoy Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara4 Dia ho fantatrareo fa Izaho TOMPOn’izao rehetra izao no efa nampitandrina anareo mba haharetan’ny fanekempihavanako amin’ny levita. Jereo ny tokoBaiboly Katolika4 Dia ho fantatrareo amin’izay, fa nandefa ity didy ity aminareo Aho, mba haharetan’ny fanekeko amin’i Levi, hoy i Iavehn’ny tafika. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy4 Dia ho fantatrareo fa nampitondra izany didy izany ho aminareo Aho, mba haharetan’ny fanekeko amin’i Levy, hoy Jehovah, Tompon’ny maro. Jereo ny tokoMalagasy Bible4 Dia ho fantatrareo fa nampitondra izany didy izany ho aminareo Aho, mba haharetan'ny fanekeko amin'i Levy, hoy Jehovah, Tompon'ny maro. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache4 Dia ho fantatrareo fa nampitondra izany didy izany ho aminareo Aho mba haharetan’ilay fanekeko tamin’i Levy, hoy Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao. Jereo ny toko |
Fa ankehitriny dia toy izao no hamelàna ny heloka vitan’ireo taranak’i Jakôba, ary izao no ho vokatry ny famelana ny fahotany: hopotehiny toy ny vato sokay voatorotoro ny vato rehetra eo amin’ny alitara, ary tsy havelany hitsangana intsony na ny tsatokazo fanajana an’i Aserà na ny fandoroana vovo-javamanitra.
Amin’ny fotoana izay nanoloranareo ny anjara sakafoko, izany hoe ny sabora sy ny ra avy tamin’ny soronareo, dia nampidiranareo vahiny tsy miraiki-po amiko sady tsy voafora tao amin’ny Toeramasina onenako. Nanimbazimba ny tempoliko ireo; ary nivadihanareo kosa ny fanekempihavanako tamin’ny zavatra maharikoriko nataonareo.