Malakia 1:5 - DIEM PROTESTANTA5 Hahita maso izany ianareo, ry Israelita, ka hahateny hoe: «Lehibe ny TOMPO, na dia hatrany ivelan’ny tanin’i Israely aza!» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20115 Ny masonareo no hahita ka hiteny ianareo hoe: NY TOMPO dia lehibe any ankoatran’ny tanin’ny Israely. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara5 Hahita maso izany ianareo, ry Israelita, ka hahateny hoe: «Lehibe ny TOMPO, na dia hatrany ivelan’ny tanin’i Israely aza!» Jereo ny tokoBaiboly Katolika5 Hahita maso izany ianareo, ka hifampilaza hoe: Hankalazaina anie i Iaveh eo amin’ny tanin’i Israely!» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy5 Ary ny masonareo no hahita, ka dia hiteny hianareo hanao hoe: Jehovah dia lehibe any an-koatry ny tanin’ny Isiraely. Jereo ny tokoMalagasy Bible5 Ary ny masonareo no hahita, ka dia hiteny ianareo hanao hoe: Jehovah dia lehibe any an-koatry ny tanin'ny Isiraely. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache5 Ny masonareo no hahita ka hiteny ianareo hoe: NY TOMPO dia lehibe any ankoatran’ny tanin’ny Israely. Jereo ny toko |
Hanafika an’i Israely vahoakako ianao, ka hanarona ny taniny toy ny andian-drahona matevina. Any aoriana be any no hisehoan’izany. Haniraka anao hanafika ny taniko Aho, ry Gôga, mba hieken’ny hafa firenena fa Izaho no Andriamanitra masina; ary ianao no fitaovana hanehoako izany eo imasony amin’ny hamelezako anao.
Tamin’izay ny razanareo no niantso vonjy tamiko TOMPO; koa nametrahako haizina mikitroka tanelanelan’ireo sy ny Ejiptianina sady nazerako tamin’ireto Ejiptianina ireto ny onjan-dranomasina ka nanafotra azy. Fantatrareo tsara izay efa nataoko hamelezana ny Ejiptianina! Avy teo dia nipetraka ela tany an-taniefitra ny razanareo.