Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Levitikosy 9:8 - DIEM PROTESTANTA

8 Dia nanatona ny alitara i Aharôna ka namono ny ombilahikely hatao fanalana ny ota ho an’ny tenany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

8 Dia nanatona ny alitara i Arona ka namono ny ombilahy kely hatao fanatitra fanadiovana izay an’ny tenany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

8 Dia nanatona ny alitara i Aharôna ka namono ny ombilahikely hatao fanalana ny ota ho an’ny tenany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

8 Dia nanatona ny ôtely i Aarôna, namono ny zanak’omby hatao sorona noho ny ota, hatolotra ho an’ny tenany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

8 Dia nanatona ny alitara Arona ka namono ny ombilahy kely hatao fanatitra noho ny ota, izay ho an’ny tenany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

8 Dia nanatona ny alitara Arona ka namono ny ombilahy kely hatao fanatitra noho ny ota, izay ho an'ny tenany.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

8 Dia nanatona ny alitara i Arona ka namono ny ombilahy kely hatao fanatitra fanadiovana izay an’ny tenany.

Jereo ny toko dika mitovy




Levitikosy 9:8
4 Rohy Ifampitohizana  

Dia i Aharôna kosa no namaly an’i Mosesy hoe: –Amin’izao andro nanateran’ny Israelita ny sorona fanalana ny otany sy ny sorona dorana manontolo teo anatrehan’ny TOMPO izao, dia fantatrao ny fahoriana nidona tamiko. Koa azoko natao ve, amin’ny andro toy izao, ny nihinana ny henan’ilay sorona fanalana ny ota? Tsy ho nankasitrahin’ny TOMPO velively izany!


Hametra-tanana amin’ny lohan’ilay osivavy izy, dia hamono azy eo amin’ny toerana famonoana ny sorona dorana manontolo.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra