Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Levitikosy 8:16 - DIEM PROTESTANTA

16 Dia nalain’i Mosesy avokoa ny jaboran-tsinain’ilay ombilahy sy ny ila-atiny ary ny voany mbamin’ny fonomboany; ka nodorany hanetona teo ambonin’ny alitara.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

16 Dia nalainy ny jaboran-tsinainy rehetra sy ny ila atiny lehibe ary ny voany mbamin’ny jabora mandrakotra azy ka nodoran’i Mosesy ho fofona teo ambonin’ny alitara ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

16 Dia nalain’i Mosesy avokoa ny jaboran-tsinain’ilay ombilahy sy ny ila-atiny ary ny voany mbamin’ny fonomboany; ka nodorany hanetona teo ambonin’ny alitara.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

16 Manaraka izany nalainy avokoa ny sabora, ny saron-tsinainy, ny saron’atiny, ary ny voany roa mbamin’ny sabora momba azy ka nodorany hanetona teo ambony ôtely.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

16 Dia nalainy ny saboran-tsinainy rehetra sy ny ila-atiny lehibe sy ny voany mbamin’ny fonom-boany, ka nodoran’i Mosesy ho fofona teo ambonin’ny alitara ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

16 Dia nalainy ny saboran-tsinainy rehetra sy ny ila-atiny lehibe sy ny voany mbamin'ny fonom-boany, ka nodoran'i Mosesy ho fofona teo ambonin'ny alitara ireo.

Jereo ny toko dika mitovy




Levitikosy 8:16
4 Rohy Ifampitohizana  

Aza haninareo manta na hahandroina ny hena, fa atsatsiho amin’ny afo manontolo miaraka amin’ny lohany sy ny tongony ary ny taovany.


Halainao ny sabora izay mandrakotra ny tsinainy mbamin’ny saron’atiny ary ny voany roa mbamin’ny sabora eo aminy, dia hodoranao eo ambony alitara avokoa.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra