Levitikosy 26:3 - DIEM PROTESTANTA3 «Raha manaraka ny lalànako ianareo ka imasoanareo hotanterahina ny didiko, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20113 Raha manaraka ny lalànako sy mitandrina ny didiko ianareo ka mankatò izany Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara3 «Raha manaraka ny lalànako ianareo ka imasoanareo hotanterahina ny didiko, Jereo ny tokoBaiboly Katolika3 «Raha manaraka ny lalàko sy mitandrina ny didiko ianareo, ka mankatò izany, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy3 Raha manaraka ny lalàko sy mitandrina ny didiko hianareo ka mankatò izany, Jereo ny tokoMalagasy Bible3 Raha manaraka ny lalàko sy mitandrina ny didiko ianareo ka mankatò izany, Jereo ny tokoLa Bible en Malgache3 Raha manaraka ny lalànako sy mitandrina ny didiko ianareo ka mankatò izany Jereo ny toko |
Ento manontolo àry ny ampahafolon-karena ho ao an-trano fitahirizana azy, mba tsy ho tapaka sakafo ao an-tempoliko. Ary zahao toetra amin’izany ny tenako, hoy Izaho TOMPOn’izao rehetra izao, dia ho hitanareo fa hovohako ho anareo ny vavahadin-dranon’ny lanitra hampidinako fitahiam-be miavosa aminareo.