Levitikosy 20:4 - DIEM PROTESTANTA4 Raha mody tsy mahita izany olona izany ny mponina tompontany mba tsy hahafaty azy noho ny zanany natolony tamin’i Môlôka, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20114 Fa raha mody tsy mahita io olona manolotra ny zanany ho an’i Moloka io ny vahoaka mba tsy hahafaty azy Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara4 Raha mody tsy mahita izany olona izany ny mponina tompontany mba tsy hahafaty azy noho ny zanany natolony tamin’i Môlôka, Jereo ny tokoBaiboly Katolika4 Na mody tsy mahita izany olona izany aza ny vahoaka, amin’ny anolorany ny zanany ho an’i Môlôka, ka tsy mamono azy, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy4 Ary raha mody tsy mahita izany olona izany ny vahoaka mba tsy hahafaty azy, raha anolorany ho an’i Moloka ny zanany, Jereo ny tokoMalagasy Bible4 Ary raha mody tsy mahita izany olona izany ny vahoaka mba tsy hahafaty azy, raha anolorany ho an'i Moloka ny zanany, Jereo ny toko |