Levitikosy 2:9 - DIEM PROTESTANTA9 Hanavaka ny fanati-pahatsiarovana avy amin’izany izy ka handoro azy hanetona eo ambonin’ny alitara. Fanatitra levonina amin’ny afo izany ho hanitra ankasitrahina ho an’ny TOMPO. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20119 Ary haka ny fanati-pahatsiarovana avy amin’ny fanatitra avy amin’ny zavamaniry ny mpisorona ka handoro azy ho fofona eo ambonin’ny alitara. Fanatitra levonina amin’ny afo, ho hanitra ankasitrahana ho an’NY TOMPO, izany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara9 Hanavaka ny fanati-pahatsiarovana avy amin’izany izy ka handoro azy hanetona eo ambonin’ny alitara. Fanatitra levonina amin’ny afo izany ho hanitra ankasitrahina ho an’ny TOMPO. Jereo ny tokoBaiboly Katolika9 Havahan’ny mpisorona izay tsy maintsy aterina ho fahatsiarovana, dia hodorany hanetona eo ambonin’ny ôtely; sorona atao amin’ny afo izany, ho hanitra ankasitrahin’i Iaveh. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy9 Ary ny mpisorona haka ny fanati-pahatsiarovana avy amin’ny fanatitra hohanina ka handoro azy ho fofona eo ambonin’ny alitara; dia fanatitra atao amin’ny afo ho hanitra ankasitrahana ho an’i Jehovah izany. Jereo ny tokoMalagasy Bible9 Ary ny mpisorona haka ny fanati-pahatsiarovana avy amin'ny fanatitra hohanina ka handoro azy ho fofona eo ambonin'ny alitara; dia fanatitra atao amin'ny afo ho hanitra ankasitrahana ho an'i Jehovah izany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache9 Ary haka ny fanati-pahatsiarovana avy amin’ny fanatitra avy amin’ny zavamaniry ny mpisorona ka handoro azy ho fofona eo ambonin’ny alitara. Fanatitra levonina amin’ny afo, ho hanitra ankasitrahana ho an’NY TOMPO, izany. Jereo ny toko |
Hoentiny ho amin’ireo mpisorona taranak’i Aharôna izany; dia handraoka eran-tanan’ila amin’ny lafarinina voararaka menaka sy handraoka manontolo ny vovoka zava-manitra ireo, ka handoro izany fanati-pahatsiarovana izany hanetona eo ambonin’ny alitara. Fanatitra levonina amin’ny afo izany ho hanitra ankasitrahina ho an’ny TOMPO.
fa izaho dia natokan’Andriamanitra ho mpanompon’i Kristy Jesoa eo amin’ny hafa firenena. Manatontosa fanompoana toy ny mpisorona aho, amin’ny itoriako ny Vaovao mahafaly avy amin’Andriamanitra, mba ho zary fanatitra ankasitrahin’Andriamanitra ireo hafa firenena, rehefa voatokana ho azy noho ny asan’ny Fanahy Masina.