Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Levitikosy 15:4 - DIEM PROTESTANTA

4 Maloto avokoa ny farafara andrian’io lehilahy io ary maloto avokoa ny zavatra ipetrahany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

4 Maloto ny fandriana rehetra izay andrian’ny marary mitsika ary maloto ny zavatra rehetra izay ipetrahany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

4 Maloto avokoa ny farafara andrian’io lehilahy io ary maloto avokoa ny zavatra ipetrahany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

4 Haloto avokoa ny fandriana handrian’izay mitsîka, haloto ny zavatra hipetrahany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

4 Maloto ny fandriana rehetra izay andrian’ny marary mitsika; ary maloto ny zavatra rehetra izay ipetrahany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

4 Maloto ny fandriana rehetra izay andrian'ny marary mitsika; ary maloto ny zavatra rehetra izay ipetrahany.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

4 Maloto ny fandriana rehetra izay andrian’ny marary mitsika ary maloto ny zavatra rehetra izay ipetrahany.

Jereo ny toko dika mitovy




Levitikosy 15:4
5 Rohy Ifampitohizana  

Na fitsihana mivoaka ivelany na fitsihana mihandrona anaty, dia samy mahatonga azy maloto.


Izay olona mikasika io farafara nandriany io dia hanasa fitafiana sy handro sady haloto mandra-paharivan’ny andro.


Aoka tsy ho voafitaka ianareo, fa «mamohehatra ny toetra tsara ny namana tsy valahara.»


Aza miombona amin’ny asa tsy mahavoka-tsoa ataon’ireo olona ao anatin’ny haizina, fa aleo aseho ny tena toetr’ireny asa ireny;


Madio avokoa ny zavatra rehetra amin’ny olona madio; fa tsy misy madio na inona na inona amin’ny olona voaloto sady tsy mino, satria samy efa voaloto na ny sainy na ny fieritreretany.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra