Levitikosy 11:3 - DIEM PROTESTANTA3 ny biby rehetra mivaky kitro sady mandinika. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20113 Izay biby rehetra mivaky kitro ka misaraka tsara ny kitrony sady mandinika no ho fihinanareo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara3 ny biby rehetra mivaky kitro sady mandinika. Jereo ny tokoBaiboly Katolika3 Ny biby rehetra mivaky kitro sy misampan-tongotra ary mandinika no hohaninareo; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy3 Izay biby rehetra mivaky kitro, ka misaraka tsara ny kitrony, sady mandinika izy, no ho fihinanareo. Jereo ny tokoMalagasy Bible3 Izay biby rehetra mivaky kitro, ka misaraka tsara ny kitrony, sady mandinika izy, no ho fihinanareo. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache3 Izay biby rehetra mivaky kitro ka misaraka tsara ny kitrony sady mandinika no ho fihinanareo. Jereo ny toko |
Ireto avy àry no ho biby maloto aminareo: –ny biby rehetra tsy mba mivaky kitro ary ny biby rehetra tsy mba mandinika: na zovy na zovy mikasika azy, dia haloto. –ny biby rehetra mandia tongotra efatra sady mandeha amin’ny faladiany: na zovy na zovy mikasika ny fatin’ireo, dia haloto mandra-paharivan’ny andro; ary na zovy na zovy mitondra ny fatin’ireo, dia haloto koa mandra-paharivan’ny andro sady tsy maintsy hanasa fitafiana.