Levitikosy 1:7 - DIEM PROTESTANTA7 fa ireo taranak’i Aharôna mpisorona kosa hanisy vainafo eo ambonin’ny alitara ka handahatra kitay eo ambonin’ny vainafo; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20117 Ary ireo zanak’i Arona mpisorona dia hanisy afo eo ambonin’ny alitara ka handahatra kitay eo amin’ny afo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara7 fa ireo taranak’i Aharôna mpisorona kosa hanisy vainafo eo ambonin’ny alitara ka handahatra kitay eo ambonin’ny vainafo; Jereo ny tokoBaiboly Katolika7 Ary hanisy afo eo ambony ôtely ny zanak’i Aarôna mpisorona sy hanohoka kitay hazo eo ambonin’ny afo; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy7 Ary ireo zanak’i Arona mpisorona dia hanisy afo eo ambonin’ny alitara ka handahatra kitay eo amin’ny afo. Jereo ny tokoMalagasy Bible7 Ary ireo zanak'i Arona mpisorona dia hanisy afo eo ambonin'ny alitara ka handahatra kitay eo amin'ny afo. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache7 Ary ireo zanak’i Arona mpisorona dia hanisy afo eo ambonin’ny alitara ka handahatra kitay eo amin’ny afo. Jereo ny toko |
I Aharôna sy ny taranany no mampanetona ny sorona dorana manontolo eo ambony alitara fisoronana sy mampanetona ny vovo-javamanitra eo ambony alitara fandoroana azy; ka nanatanteraka ny raharaha rehetra tao amin’ny Toeramasina Indrindra izy ireo ary nanao ny fombam-pivavahana famelan-keloka ho an’ny vahoaka Israely, araka izay rehetra nandidian’i Mosesy mpanompon’Andriamanitra.