Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Levitikosy 1:11 - DIEM PROTESTANTA

11 Izay mpanolotra no hamono azy eo avaratry ny alitara, eo anoloan’ny Toeramasin’ny TOMPO: fa ireo mpisorona taranak’i Aharôna kosa hamafy ny ra manodidina eo amin’ny rindrin’ny alitara.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

11 Hamono azy eo avaratry ny alitara eo anatrehan’NY TOMPO izy, ary ireo mpisorona, zanak’i Arona, dia hamafy ny ra manodidina ny alitara.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

11 Izay mpanolotra no hamono azy eo avaratry ny alitara, eo anoloan’ny Toeramasin’ny TOMPO: fa ireo mpisorona taranak’i Aharôna kosa hamafy ny ra manodidina eo amin’ny rindrin’ny alitara.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

11 dia hovonoiny izy io eo amin’ny lafiny avaratry ny ôtely, eo anatrehan’i Iaveh, ary ny mpisorona zanak’i Aarôna handraraka ny ra manodidina eo ambonin’ny ôtely.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

11 Dia hamono azy eo avaratry ny alitara eo anatrehan’i Jehovah izy; ary ireo mpisorona, zanak’i Arona, dia hanopy ny ra manodidina amin’ny lafin’ny alitara.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

11 Dia hamono azy eo avaratry ny alitara eo anatrehan'i Jehovah izy; ary ireo mpisorona, zanak'i Arona, dia hanopy ny rà manodidina amin'ny lafin'ny alitara.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

11 Hamono azy eo avaratry ny alitara eo anatrehan’NY TOMPO izy, ary ireo mpisorona, zanak’i Arona, dia hamafy ny ra manodidina ny alitara.

Jereo ny toko dika mitovy




Levitikosy 1:11
12 Rohy Ifampitohizana  

Dia nalain’i Mosesy ny antsasaky ny ran’ny biby ka nataony tao an-dovia, fa ny antsasany kosa nafafiny teo ambony alitara.


Ny latabatra voatokana dia napetraka tao amin’ny Tranolay fihaonana, terỳ amin’ny lafiny avaratra, teo anoloan’ny efitra lamba;


Ary hoy ralehilahy tamiko: «Ry ilay taranak’olombelona, izao no lazain’ny Tompo ANDRIANANAHARY: Ireto no lalàna arahina rehefa vita ny alitara mba hanolorana sorona dorana manontolo eo ary hamafazana ram-biby aminy.


Ary hoy Andriamanitra tamiko: «Atopazo mianavaratra ny masonao, ry ilay taranak’olombelona.» Dia nataoko izany. Indro teo avaratry ny vavahady nisy alitara iray; ary ilay sarivongan-tsampy tsy zakan’Andriamanitra dia hitako teo akaikin’ny fidirana.


Izy ihany no hamono ilay omby eo anoloan’ny *Toeramasin’ny TOMPO; fa ireo mpisorona taranak’i Aharôna kosa hitondra ny ra ka hamafy azy manodidina eo amin’ny rindrin’ny alitara, dia ilay alitara izay eo anoloan’ny Tranolay fihaonana.


Io zanakondrilahy io dia hovonoiny eo amin’ny toerana famonoana ny biby hatao sorona fanalana ny ota na hatao sorona dorana manontolo, dia eo amin’ny faritra voatokana hanaovana izany; tahaka ny amin’ny sorona fanalana ny ota no fanao amin’ny sorom-panonerana, ka zava-masina dia masina natao ho anjaran’ny mpisorona izany.


Hametra-tanana amin’ny lohan’ilay osivavy izy, dia hamono azy eo amin’ny toerana famonoana ny sorona dorana manontolo.


ka eo amin’ny toerana famonoana ny sorona dorana manontolo no hamonoana ny sorom-panonerana; ary ny ra dia hatopiny manodidina amin’ny lafin’ny alitara.


Novonoin’i Mosesy io, ary ny rany dia nafafiny manodidina tamin’ny rindrin’ny alitara.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra