Josoa 22:30 - DIEM PROTESTANTA30 Rehefa ren’i Pinehasa mpisorona sy ireo loholom-piangonana (izany hoe ireo Israelita mpifehy arivo tafaraka taminy) ny teny izay nambaran’ny Reobenita sy Gadita ary Manasita, dia nahafa-po azy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201130 Rehefa ren’i Finehasa mpisorona sy ny lohan’ny fiangonana, dia ny mpifehy arivo tamin’Israely izay niaraka taminy, ny teny izay nolazain’ny taranak’i Robena sy i Gada ary ny taranak’i Manase, dia nankasitrahany izany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara30 Rehefa ren’i Pinehasa mpisorona sy ireo loholom-piangonana (izany hoe ireo Israelita mpifehy arivo tafaraka taminy) ny teny izay nambaran’ny Reobenita sy Gadita ary Manasita, dia nahafa-po azy. Jereo ny tokoBaiboly Katolika30 Nony ren’i Finea, mpisorona sy ny lohan’ny fiangonana, mpifehy ny isan’arivon’i Israely izay niaraka taminy ny teny nolazain’ny tarana-dRobena, sy ny taranak’i Gada ary ny taranak’i Manase dia afa-po izy ireo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy30 Ary rehefa ren’i Finehasa mpisorona sy ny lohan’ny fiangonana, dia ny mpifehy arivo tamin’ny Isiraely, izay niaraka taminy, ny teny izay nolazain’ny taranak’i Robena sy Gada ary ny taranak’i Manase, dia sitrany izany. Jereo ny tokoMalagasy Bible30 Ary rehefa ren'i Finehasa mpisorona sy ny lohan'ny fiangonana, dia ny mpifehy arivo tamin'ny Isiraely, izay niaraka taminy, ny teny izay nolazain'ny taranak'i Robena sy Gada ary ny taranak'i Manase, dia sitrany izany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache30 Rehefa ren’i Finehasa mpisorona sy ny lohan’ny fiangonana, dia ny mpifehy arivo tamin’Israely izay niaraka taminy, ny teny izay nolazain’ny taranak’i Robena sy i Gada ary ny taranak’i Manase, dia nankasitrahany izany. Jereo ny toko |
Sanatria aminay mihitsy ny hikomy amin’ny TOMPO na hiala amin’ny fanarahana AZY ankehitriny, ka hanorina alitara mba hanolorana sorona dorana manontolo na fanatitra hohanina na sorona hafa. Eo amin’ny alitaran’ny TOMPO Andriamanitray, dia ilay alitara manoloana ny fonena-masiny ihany, no hanoloranay ireny.
Dia niantso an’i Davida i Akisy ary nanao taminy hoe: –Velona ny TOMPO ka milaza marina aho fa olona mahatoky ianao; tiako ny hiarahanao amiko amin’izao ady izao, satria tsy mbola hitako izay tsininao hatramin’izay nahatongavanao teto amiko izay. Kanefa tsy mahazoazo anao ireo filohan’ny Filistinina ireo.