Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Josoa 22:17 - DIEM PROTESTANTA

17 Moa mbola tsy ampy ho antsika ve ny heloka tao Pehôra, izay tsy mbola nodiovina ho afaka amintsika mandraka androany na dia efa nisy aza ny aretina nahavoa antsika fiangonan’ny TOMPO?

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

17 Zavatra kely loatra amintsika va ilay heloka ny amin’i Peora izay tsy mbola nahadiovantsika ny tenantsika ho afaka amin’izany mandraka androany, na dia efa nisy aza ilay areti-mandringana tamin’ny fiangonan’NY TOMPO,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

17 Moa mbola tsy ampy ho antsika ve ny heloka tao Pehôra, izay tsy mbola nodiovina ho afaka amintsika mandraka androany na dia efa nisy aza ny aretina nahavoa antsika fiangonan’ny TOMPO?

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

17 Tsy ampy ho antsika va ny heloka tamin’i Fogôra, nefa mbola tsy nahadio tena ho afaka amin’izany isika mandraka androany, na dia efa nasian’ny loza aza ny fiangonan’i Iaveh,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

17 Zavatra kely loatra amintsika va ilay heloka ny amin’i Peora, izay tsy mbola nahadiovantsika ny tenantsika ho afaka amin’izany mandraka andro-any, na dia efa nisy aza ilay areti-mandringana tamin’ny fiangonan’i Jehovah,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

17 Zavatra kely loatra amintsika va ilay heloka ny amin'i Peora, izay tsy mbola nahadiovantsika ny tenantsika ho afaka amin'izany mandraka androany na dia efa nisy aza ilay areti-mandringana tamin'ny fiangonan'i Jehovah,

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

17 Zavatra kely loatra amintsika va ilay heloka ny amin’i Peora izay tsy mbola nahadiovantsika ny tenantsika ho afaka amin’izany mandraka androany, na dia efa nisy aza ilay areti-mandringana tamin’ny fiangonan’NY TOMPO,

Jereo ny toko dika mitovy




Josoa 22:17
6 Rohy Ifampitohizana  

Izany fahoriana rehetra izany dia nihatra tamin’izy ireny ho ohatra fananarana, ary natao an-tsoratra ho fampitandremana antsika izay mby eo an-katoky ny andro farany.


Aoka isika tsy ho mpijangajanga toy ny nataon’ny sasany tamin’ireny, izay nahafatesana 23 000 indray andro monja.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra