Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Jona 3:3 - DIEM PROTESTANTA

3 Dia nitsangana i Jônà ka niainga nankany Ninive, araka ny baikon’ny TOMPO. Tanàna lehibe tokoa i Ninive, fa telo andro no fitetezana azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

3 Dia nitsangana i Jona ka nankany Ninive araka ny tenin’NY TOMPO. Ary Ninive dia tanàna lehibe teo anatrehan’Andriamanitra, fa lalana hateloana no amakivakiana azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

3 Dia nitsangana i Jônà ka niainga nankany Ninive, araka ny baikon’ny TOMPO. Tanàna lehibe tokoa i Ninive, fa telo andro no fitetezana azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

3 Dia nitsangana i Jônasa, ka nankany Niniva, araka ny tenin’i Iaveh. Ary i Niniva dia tanàna lehibe teo anatrehan’Andriamanitra, fa lalan-kateloana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

3 Dia nitsangana Jona ka nankany Ninive araka ny tenin’i Jehovah. Ary Ninive dia tanàna lehibe teo anatrehan’Andriamanitra, dia làlana hateloana.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

3 Dia nitsangana Jona ka nankany Ninive araka ny tenin'i Jehovah. Ary Ninive dia tanàna lehibe teo anatrehan'Andriamanitra, dia lalana hateloana.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

3 Dia nitsangana i Jona ka nankany Ninive araka ny tenin’NY TOMPO. Ary Ninive dia tanàna lehibe teo anatrehan’Andriamanitra, fa lalana hateloana no amakivakiana azy.

Jereo ny toko dika mitovy




Jona 3:3
9 Rohy Ifampitohizana  

Dia nifoha vao maraina be i Abrahama nony ampitso. Namaky kitay hanaovana sorona izy, dia nanisy lasely ny borikiny ary niainga ho any amin’ny toerana izay voatondron’Andriamanitra. Nentiny niaraka taminy koa ny zatovony roa lahy sy i Itsehàka zanany lahy.


dia hoy i Rahely hoe: –Efa niady mafy tamin’ny rahavaviko aho, ka nandresy! Dia nataony hoe Naftalỳ ny anarany.


TOMPO ô, mahatakatra ny lanitra ny fitiavanao; mipaka eny amin’ny rahona ny toetranao mahatoky.


nodiovinao ny tany teo anoloany, koa namaka lalina izy ary nameno ny tany.


Koa niainga teo i Saneheriba mpanjakan’i Asiria mba handeha hiverina any Ninive ary nijanona tany.


–Mitsangàna ka mankanesa any Ninive, ilay tanàna lehibe. Torio ny amin’ny hamelezana azy, satria tafakatra eto anatrehako ny faharatsian’ny mponiny.


Koa Izaho ve tsy mba halahelo an’i Ninive, dia ilay tanàna lehibe misy olona maherin’ny roa alina sy iray hetsy izay tsy mahafantatra akory ny mahasoa azy, mbamin’ireo biby fiompy tsy tambo isaina?


I Lioka no hany eto amiko. Alao i Marka ary ento miaraka aminao, fa afaka manampy ahy amin’ny raharaha izy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra