Joda 1:14 - DIEM PROTESTANTA14 I Henôka, ilay taranaka fahafito nandimby an’i Adama, dia efa naminany koa ny amin’ireo olona ireo, ka nilaza hoe: «Indro tonga ny Tompo, otronin’ny anjely masiny tsy tambo isaina, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201114 Ary i Enoka koa, ilay fahafito nandimby an’i Adama, dia efa naminany ny amin’ireny olona ireny ka nilaza hoe: «Indro, tonga NY TOMPO mbamin’ny masiny tsy omby alinalina Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara14 I Henôka, ilay taranaka fahafito nandimby an’i Adama, dia efa naminany koa ny amin’ireo olona ireo, ka nilaza hoe: «Indro tonga ny Tompo, otronin’ny anjely masiny tsy tambo isaina, Jereo ny tokoBaiboly Katolika14 Ireo koa no efa novinanin’i Enôka, ilay fahafito avy amin’i Adama, hoe: «Indro avy ny Tompo, omban’ny olo-masiny tsy tambo isaina, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy14 Ary Enoka koa, ilay fahafito nandimby an’i Adama, dia efa naminany ny amin’ireny olona ireny ka nanao hoe: ,,Indro, tonga Jehovah mbamin’ny masiny tsy omby alinalina Jereo ny tokoMalagasy Bible14 Ary Enoka koa, ilay fahafito nandimby an'i Adama, dia efa naminany ny amin'ireny olona ireny ka nanao hoe: "Indro, tonga Jehovah mbamin'ny masiny tsy omby alinalina Jereo ny tokoLa Bible en Malgache14 Ary i Enoka koa, ilay fahafito nandimby an’i Adama, dia efa naminany ny amin’ireny olona ireny ka nilaza hoe: «Indro, tonga NY TOMPO mbamin’ny masiny tsy omby alinalina Jereo ny toko |