Jeremia 9:10 - DIEM PROTESTANTA10 Dia hoy ny Tompo hoe: «Hataoko korontam-bato i Jerosalema, ka ho fonenan’ny amboadia; ary ireo tanànan’i Joda hataoko lao tsy misy mponina.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201110 Ary Jerosalema dia hataoko korontam-bato sy fonenan’ny amboadia; ary ny tanànan’ny Joda dia hataoko lao tsy hisy mponina. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara10 Dia hoy ny Tompo hoe: «Hataoko korontam-bato i Jerosalema, ka ho fonenan’ny amboadia; ary ireo tanànan’i Joda hataoko lao tsy misy mponina.» Jereo ny tokoBaiboly Katolika10 Ary i Jerosalema hataoko korontam-bato, sy fieren’amboadia; ny tanànan’i Jodà koa hataoko lao, tsy misy mponina. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy10 Ary Jerosalema dia hataoko korontam-bato Sy fonenan’ny amboadia; Ary ny tanànan’ny Joda hataoko lao tsy hisy mponina. Jereo ny tokoMalagasy Bible10 Ary Jerosalema dia hataoko korontam-bato sy fonenan'ny amboadia; ary ny tanànan'ny Joda hataoko lao tsy hisy mponina. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache10 Ary Jerosalema dia hataoko korontam-bato sy fonenan’ny amboadia; ary ny tanànan’ny Joda dia hataoko lao tsy hisy mponina. Jereo ny toko |
Any amin’izay toerana rehetra nonenanareo dia ho lao ny tanàna, ary ho ravàna ny toeram-panasinana. Ho ravàna koa ny alitaranareo ary tsy hilaina intsony; hopotehina sy hofoanana ny sarivongam-tsampinareo, ary hosimbana ny fitaovana fandoroanareo zava-manitra mifangaro; ka dia holevonina avokoa izay namboarinao.
Mitafia lamba fisaonana ary mitomania sy midradradradrà, ianareo mpisorona mpanao fanompoam-pivavahana eo amin’ny alitara. Avia ianareo hialina amin’alahelo, ry mpanao fanompoam-pivavahana amin’Andriamanitro: fa tsy misy entina intsony ao an-tranon’Andriamanitrareo na ny fanatitra vokatry ny tany na ny fanatitra araraka.