Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Jeremia 8:21 - DIEM PROTESTANTA

21 Noho ny fahavoazan’ny vahoakako dia torotoro tanteraka aho; misaona aho, azon’alahelo mafy!

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

21 Torotoro aho noho ny fahatorotoroan’ny oloko zanakavavy; misaona aho, ary horohoro no mahazo ahy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

21 Noho ny fahavoazan’ny vahoakako dia torotoro tanteraka aho; misaona aho, azon’alahelo mafy!

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

21 Mangana aho amin’ny hamanganan’ny zanaka vavin’ny oloko; misaona aho ary raiki-tahotra aho.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

21 Torotoro aho noho ny fahatorotoroan’ny oloko zanakavavy; Misaona aho, ary horohoro no mahazo ahy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

21 Torotoro aho noho ny fahatorotoroan'ny oloko zanakavavy; Misaona aho, ary horohoro no mahazo ahy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

21 Torotoro aho noho ny fahatorotoroan’ny oloko zanakavavy; misaona aho, ary horohoro no mahazo ahy.

Jereo ny toko dika mitovy




Jeremia 8:21
14 Rohy Ifampitohizana  

ka niteny tamin’ny amperôra hoe: –Ho velona mandrakizay anie ianao, ry andriamanjaka! Nahoana no tsy halahelo tarehy aho, fa rava ny tanàna misy ny fasan-drazako sady levon’ny afo ny vavahadiny?


Izao kosa no teny holazainao aminy: Ny masoko anie hijononoka ranomaso andro aman’alina tsy an-kiato, satria goavana ny fahavoazan’ny vahoakako ary mafy dia mafy tokoa ny ratra nahazo azy.


Misaona ny vahoakan’i Joda, simba ireo tanàn-dehibeny; manjombona sy mipetraka amin’ny tany izy. Misandratra hatrany an-danitra ny fitarainan’i Jerosalema.


Tsy izaho no nanery Anao hanafaingana ny loza, Tompo ô, na nirary hiavian’ny antambo. Fantatrao tokoa izany, satria niharihary teo anatrehanao izay hafatra naloaky ny molotro.


Endrey izany kiboko fa maharary ahy. Manaintaina miferinaina aho; mila ho vaky izany ny foko. Mikorontana ny ao anatiko ka tsy afa-mangina aho: fa reko ny feon’anjomara sy ny akoran’ady.


Efa lasa ny fararano ary efa tapitra ny fotoam-pijinjana, nefa tsy mbola misy famonjena ho anay!


Raha izao aho no manan-toerana any an-taniefitra tahaka ny fialofan’ireo mpivezivezy, dia hilaozako ny fireneko ka handeha lavitra azy aho. Satria samy mpijangajanga avokoa sy mpamadika mpiray tetika izy rehetra.


Lehilahy nahita fahoriana aho tamin’ny kapoky ny fahatezeran’ny Tompo.


Mangovitra eo anoloany ny vahoaka, ka tera-mena avokoa ny endriny.


Aoka hobaboina ny volafotsy sy ny volamena fa tsy mety ritra ny hareny, dia ireo zava-tsarobidy miavosa!


Ary nanakaiky an’i Jerosalema hatrany i Jesoa ka nony nahatazana ny tanàna, dia nitomany azy


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra