Jeremia 5:30 - DIEM PROTESTANTA30 Misy zava-doza sy mahatsiravina miseho ao amin’ny tany: Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201130 Zava-mahagaga sy mahatsiravina no atao eo amin’ny tany; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara30 Misy zava-doza sy mahatsiravina miseho ao amin’ny tany: Jereo ny tokoBaiboly Katolika30 Zava-betaveta sy mahatsiravina no atao amin’ny tany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy30 Zava-mahagaga sy mahatsiravina no atao eo amin’ny tany; Jereo ny tokoMalagasy Bible30 Zava-mahagaga sy mahatsiravina no atao eo amin'ny tany; Jereo ny tokoLa Bible en Malgache30 Zava-mahagaga sy mahatsiravina no atao eo amin’ny tany; Jereo ny toko |
Fa tao amin’ny mpaminanin’i Jerosalema dia nahitako zavatra mahatsiravina: sady mijangajanga izy no mivelona amin’ny lainga. Mampirisika ny mpanao ratsy izy hany ka misakana ny tsirairay hiala amin’ny faharatsiany. Izy rehetra amiko dia tonga tahaka ny olon’i Sôdôma; ary ny mponin’i Jerosalema dia sahala amin’ny an’i Gômôra.»