Jeremia 49:21 - DIEM PROTESTANTA21 Hihorohoro ny tany noho ny fidoboky ny fianjerany; hatrany amin’ny Ranomasin’ny Volotara no manako ny antso vonjy ataony. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201121 Tamin’ny fiezinezin’ny fianjerany dia nihorohoro ny tany; ny feon’ny fitarainany dia re hatrany amin’ny Ranomasina Mena. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara21 Hihorohoro ny tany noho ny fidoboky ny fianjerany; hatrany amin’ny Ranomasin’ny Volotara no manako ny antso vonjy ataony. Jereo ny tokoBaiboly Katolika21 Mihorohoro ny tany, azon’ny fiezinezin’ny fianjerany, re hatrany amin’ny Ranomasina Mena ny feony miantsoantso. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy21 Tamin’ny fiezinezin’ny fianjerany dia nihorohoro ny tany; Ny feon’ny fitarainany dia re hatrany amin’ny Ranomasina Mena. Jereo ny tokoMalagasy Bible21 Tamin'ny fiezinezin'ny fianjerany dia nihorohoro ny tany; Ny feon'ny fitarainany dia re hatrany amin'ny Ranomasina Mena. Jereo ny toko |