Jeremia 47:6 - DIEM PROTESTANTA6 Hoy ianareo hoe: ‹Indrisy ry sabatry ny TOMPO, tsy mba hiato mihitsy ve ianao? Midira ao anaty tranonao, mialà voly ka mijanòna.› Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20116 Indrisy, ry sabatry NY TOMPO! Mandra-pahoviana no tsy hitsaharanao? Midira ao amin’ny tranonao ihany; mitsahara, mijanòna. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara6 Hoy ianareo hoe: ‹Indrisy ry sabatry ny TOMPO, tsy mba hiato mihitsy ve ianao? Midira ao anaty tranonao, mialà voly ka mijanòna.› Jereo ny tokoBaiboly Katolika6 Indrisy, ry sabatr’i Iaveh, mandra-pahoviana no tsy hanam-pitsaharana ianao? Midira indray ao amin’ny tranonao, miatoa ary mandria! Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy6 Indrisy, ry sabatr’i Jehovah! Mandra-pahoviana no tsy hitsaharanao? Midira ao amin’ny tranonao ihany; Mitsahara, ka mijanòna. Jereo ny tokoMalagasy Bible6 Indrisy ry sabatr'i Jehovah! Mandra-pahoviana no tsy hitsaharanao? Midira ao amin'ny tranonao ihany; Mitsahara, ka mijanòna. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache6 Indrisy, ry sabatry NY TOMPO! Mandra-pahoviana no tsy hitsaharanao? Midira ao amin’ny tranonao ihany; mitsahara, mijanòna. Jereo ny toko |