Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Jeremia 39:15 - DIEM PROTESTANTA

15 Fa fony mbola voatana tao an-kianjan’ny trano fiambenana i Jeremià, dia nisy kosa tenin’ny TOMPO taminy nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

15 Tonga tamin’i Jeremia ny tenin’NY TOMPO, fony izy mbola voatazona tao amin’ny kianjan’ny trano fiambenana ihany hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

15 Fa fony mbola voatana tao an-kianjan’ny trano fiambenana i Jeremià, dia nisy kosa tenin’ny TOMPO taminy nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

15 Fony i Jeremia mbola voafahy tao an-kianjan’ny fiambenana, dia tonga taminy ny tenin’i Iaveh nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

15 Ary tonga tamin’i Jeremia ny tenin’i Jehovah, fony izy mbola voahazona tao amin’ny kianjan’ny trano fiambenana ihany, nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

15 Ary tonga tamin'i Jeremia ny tenin'i Jehovah, fony izy mbola voahazona tao amin'ny kianjan'ny trano fiambenana ihany, nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy




Jeremia 39:15
8 Rohy Ifampitohizana  

Tezitra tamin’i Jeremià kosa ireto ka nikapoka azy sady nanagadra azy tao an-tranon’i Jônatàna mpitantsora-panjakana.


Dia nanome baiko i Tsedekià mpanjaka mba hapetraka eo an-kianjan’ny trano fiambenana i Jeremià sady homena mofo boribory iray isan’andro avy ao amin’ny lalankelin’ny Mpanao mofo mandra-pahalanin’ny mofo rehetra ao an-tanàna. Toy izany no nijanonan’i Jeremià tao an-kianjan’ny trano fiambenana.


dia nosintonin’ireo ny tady mahazaka ka nakariny avy tao an-davaka i Jeremià; ary nipetraka tao an-kianjan’ny trano fiambenana izy.


Ary i Jeremià dia nijanona teo an-kianjan’ny trano fiambenana mandra-pahatongan’ny andro izay nahazoana an’i Jerosalema. Izao no zava-niseho tamin’ny nahazoana an’i Jerosalema:


ka nampaniraka haka an’i Jeremià tao an-kianjan’ny trano fiambenana, dia nanolotra azy teo an-tanan’i Gedalià, zanakalahin’i Ahikama sady zafikelin’i Safàna. Ary i Gadalià kosa dia hamela an’i Jeremià hody any aminy. Dia niaina teo anivon’ny vahoaka i Jeremià.


Noho ny fitoriako izany Vaovao Mahafaly izany no ijaliako, ary igadrako toy ny mpanao ratsy aza. Kanefa ny tenin’Andriamanitra tsy mba voagadra.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra