Jeremia 37:2 - DIEM PROTESTANTA2 Kanefa, na i Tsedekià na ireo tandapany na ireo vahoakan’i Joda, dia samy tsy nihaino ny fampitandremana izay nampitain’ny TOMPO tamin’ny alalan’i Jeremià mpaminany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20112 nefa na izy, na ny mpanompony, na ny vahoaka dia samy tsy nihaino ny tenin’NY TOMPO, izay nampilazainy an’i Jeremia mpaminany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara2 Kanefa, na i Tsedekià na ireo tandapany na ireo vahoakan’i Joda, dia samy tsy nihaino ny fampitandremana izay nampitain’ny TOMPO tamin’ny alalan’i Jeremià mpaminany. Jereo ny tokoBaiboly Katolika2 Kanefa na izy, na ny mpanompony, na ny ankapobem-bahoaka tao amin’ny tany, dia samy tsy nihaino ny tenin’i Iaveh izay notononiny tamin’ny alalan’i Jeremia mpaminany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy2 nefa na izy, na ny mpanompony, na ny vahoaka, dia samy tsy nihaino ny tenin’i Jehovah, izay nampilazainy an’i Jeremia mpaminany. Jereo ny tokoMalagasy Bible2 nefa na izy, na ny mpanompony, na ny vahoaka, dia samy tsy nihaino ny tenin'i Jehovah, izay nampilazainy an'i Jeremia mpaminany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache2 nefa na izy, na ny mpanompony, na ny vahoaka dia samy tsy nihaino ny tenin’NY TOMPO, izay nampilazainy an’i Jeremia mpaminany. Jereo ny toko |
Ny nitenenan’ny TOMPO an’i Bahasà sy ny fianakaviany, tamin’ny alalan’i Jehò mpaminany zanakalahin’i Hananỳ, dia noho ireto antony roa ireto: voalohany satria nanao izay ratsy eo imason’ny TOMPO i Bahasà sy ny fianakaviany, ka nampahatezitra Azy tamin’ny asan’ny tanany sady tonga tahaka an’i Jerôbohama sy ny fianakaviany; ary faharoa satria naringan’i Bahasà ny taranak’i Jerôbohama.