Jeremia 37:1 - DIEM PROTESTANTA1 Ary i Nebokadnetsara mpanjakan’i Babilôna nampanjaka an’i Tsedekià, zanakalahin’i Josià tao Joda mba hisolo an’i Kônià, zanakalahin’i Jôiakima. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20111 I Zedekia mpanjaka, zanak’i Josia, no nanjaka nandimby an’i Jekonia, zanak’i Joiakima, fa nampanjakain’i Nebokadnezara, mpanjakan’i Babilona, tao amin’ny tanin’ny Joda izy; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara1 Ary i Nebokadnetsara mpanjakan’i Babilôna nampanjaka an’i Tsedekià, zanakalahin’i Josià tao Joda mba hisolo an’i Kônià, zanakalahin’i Jôiakima. Jereo ny tokoBaiboly Katolika1 I Sedesiasa zanak’i Josiasa no nanjaka nandimby an’i Jekôniasa zanak’i Jôakima; i Nabokodonozora mpanjakan’i Babilôna no nanangana azy ho mpanjaka amin’ny tanin’i Jodà. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy1 ARY Zedekia mpanjaka, zanak’i Josia, dia nanjaka nandimby an’i Jekonia, zanak’i Joiakima, fa nampanjakain’i Nebokadnezara, mpanjakan’i Babylona, tao amin’ny tanin’ny Joda izy; Jereo ny tokoMalagasy Bible1 Ary Zedekia mpanjaka, zanak'i Josia, dia nanjaka nandimby an'i Jekonia, zanak'i Joiakima, fa nampanjakain'i Nebokadnezara, mpanjakan'i Babylona, tao amin'ny tanin'ny Joda izy; Jereo ny tokoLa Bible en Malgache1 I Zedekia mpanjaka, zanak’i Josia, no nanjaka nandimby an’i Jekonia, zanak’i Joiakima, fa nampanjakain’i Nebokadnezara, mpanjakan’i Babilona, tao amin’ny tanin’ny Joda izy; Jereo ny toko |
Ary ny TOMPO naneho tamiko aviavy roa sobika izay voapetraka teo anoloan’ny tempoliny. Taorian’ny nitondran’i Nebokadnetsara mpanjakan’i Babilôna an’i Jekônià, zanakalahin’i Jôiakima sady mpanjakan’i Joda, sy ireo mpifehy an’i Joda mbamin’ireo mpahay taozavatra sy mpanefy vy tao Jerosalema ho babo tany Babilôna no nisehoan’izany.