Jeremia 32:7 - DIEM PROTESTANTA7 –Ho avy any aminao i Hanamèla, zanakalahin’i Salòma rahalahin-drainao momba ny sahany ao Hanatôta. Hiangavy anao izy mba hividy io saha io, satria ianao no havany akaiky ka manan-jo hanavotra hividy azy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20117 Indro i Hanamela, zanak’i Saloma, rahalahin-drainao, ho avy eto aminao hiteny hoe: Vidionao ny sahako izay ao Anatota, fa ianao no havana akaiky tokony hanavotra azy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara7 –Ho avy any aminao i Hanamèla, zanakalahin’i Salòma rahalahin-drainao momba ny sahany ao Hanatôta. Hiangavy anao izy mba hividy io saha io, satria ianao no havany akaiky ka manan-jo hanavotra hividy azy. Jereo ny tokoBaiboly Katolika7 «Indro ho avy atỳ aminao i Hananeela zanak’i Seloma rahalahin-drainao, hanao hoe: ‹Vidio ny sahako ao Anatôta, fa manana ny rariny hanavotanao azy ianao, ka azonao vidina.› » Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy7 Indro Hanamela, zanak’i Saloma, rahalahin-drainao, ho avy eto aminao hanao hoe: Vidionao ny sahako izay ao Anatota, fa hianao no havana akaiky tokony hanavotra azy. Jereo ny tokoMalagasy Bible7 Indro Hanamela, zanak'i Saloma, rahalahin-drainao, ho avy eto aminao hanao hoe: Vidionao ny sahako izay ao Anatota, fa ianao no havana akaiky tokony hanavotra azy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache7 Indro i Hanamela, zanak’i Saloma, rahalahin-drainao, ho avy eto aminao hiteny hoe: Vidionao ny sahako izay ao Anatota, fa ianao no havana akaiky tokony hanavotra azy. Jereo ny toko |
Araka izay nolazain’ny TOMPO, dia tonga tany amiko tao an-kianja fiambenana tokoa i Hanamèla zana-drahalahin-draiko, ka niteny tamiko hoe: –Tokony hovidinao ny sahako izay ao Hanatôta ao amin’ny tanin’i Benjamîna, fa ianao no havako akaiky ka manan-jo hanavotra sy hanana azy. Koa fantatro tamin’izay fa ny TOMPO tokoa no efa niteny tamiko.