Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Jeremia 32:16 - DIEM PROTESTANTA

16 Rehefa avy nanolotra ny taratasim-pivarotana tamin’i Baròka zanakalahin’i Nerià aho, dia nivavaka tamin’ny TOMPO ka nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

16 Ary rehefa voatolotra an’i Baroka, zanak’i Neria, ilay taratasy nisy ny fanekena ny amin’ny vidin-tany, dia nivavaka tamin’NY TOMPO aho hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

16 Rehefa avy nanolotra ny taratasim-pivarotana tamin’i Baròka zanakalahin’i Nerià aho, dia nivavaka tamin’ny TOMPO ka nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

16 Nony voatolotro an’i Baròka zanak’i Nerià ny fanekem-pividianana, dia izao no vavaka nataoko tamin’i Iaveh:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

16 Ary rehefa voatolotra an’i Baroka, zanak’i Neria, ilay taratasy nisy ny fanekena tamin’ny vidin-tany, dia nivavaka tamin’i Jehovah aho hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

16 Ary rehefa voatolotra an'i Baroka, zanak'i Neria, ilay taratasy nisy ny fanekena tamin'ny vidin-tany, dia nivavaka tamin'i Jehovah aho hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

16 Ary rehefa voatolotra an’i Baroka, zanak’i Neria, ilay taratasy nisy ny fanekena ny amin’ny vidin-tany, dia nivavaka tamin’NY TOMPO aho hoe:

Jereo ny toko dika mitovy




Jeremia 32:16
7 Rohy Ifampitohizana  

TOMPO ô, mpandala ny rariny Ianao ka tsy tokony mifandahatra aminao aho. Nefa ny amin’ireto toe-javatra ireto dia te hiady hevitra aminao aho. Nahoana no ahitam-pahombiazana ny lalana ombàn’ny olon-dratsy? Ary nahoana no miadam-pinaritra ireo rehetra mpivadika aminao?


ka natolotro an’i Baròka, zanakalahin’i Nerià sady zafikelin’i Mahaseià, teo imason’i Hanamèla zana-drahalahin-draiko sy teo imason’ireo vavolombelona izay niara-nanao sonia ny taratasy fivarotana ary teo imason’ireo Jiosy rehetra nipetraka teo an-kianja fiambenana.


Fony i Baròka zanakalahin’i Nerià nanao an-tsoratra ny hafatra izay notononin’i Jeremià, dia taona fahefatra nanjakàn’i Jôiakima zanakalahin’i Jôsià sady mpanjakan’i Joda tamin’izay; ka hoy ny teny nataon’i Jeremià mpaminany tamin’i Baròka:


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra