Jeremia 3:15 - DIEM PROTESTANTA15 Ka any no hanomezako anareo mpitondra araka izay sitrako sy afaka hitondra anareo amim-pahalalana sy amim-pahendrena. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201115 Dia homeko mpitondra araka ny sitrapoko, izay hitondra anareo amin’ny fahalalana sy ny fahendrena, ianareo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara15 Ka any no hanomezako anareo mpitondra araka izay sitrako sy afaka hitondra anareo amim-pahalalana sy amim-pahendrena. Jereo ny tokoBaiboly Katolika15 Dia homeko mpiandry araka ny foko ianareo, izay hamahana anareo amim-pahalalana sy fahendrena. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy15 Dia homeko mpitondra araka ny sitrapoko hianareo, Izay hitondra anareo amin’ny fahalalana sy ny fahendrena. Jereo ny tokoMalagasy Bible15 Dia homeko mpitondra araka ny sitrapoko ianareo. Izay hitondra anareo amin'ny fahalalana sy ny fahendrena. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache15 Dia homeko mpitondra araka ny sitrapoko, izay hitondra anareo amin’ny fahalalana sy ny fahendrena, ianareo. Jereo ny toko |
«Ry ilay taranak’olombelona, ijoroy ny maha-mpaminany anao mba hamelezako ireo lehibe mpiandry ny vahoaka Israely, eny, ijoroy ny maha-mpaminany anao ka ampitao aminy fa Izaho Tompo ANDRIANANAHARY dia manambara hoe: Lozanareo mpiandry ny vahoaka Israely! Fa ny tenanareo ihany no karakarainareo! Moa tsy ny andian’ondry va no tokony hokarakarainareo?