Jeremia 29:2 - DIEM PROTESTANTA2 dia fony niala tao Jerosalema i Jekonià mpanjaka sy ny renin’ny mpanjaka, ireo tandapa sy ireo mpiasam-panjakana ambony tao Joda sy Jerosalema mbamin’ireo mpahay taozavatra sy mpahay taovỳ. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20112 rehefa lasa niala tany Jerosalema i Jekonia mpanjaka, ny reniny, ny tandapa, ny mpanapaka ny Joda sy Jerosalema mbamin’ny mpahay taozavatra sy ny mpanefy vy, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara2 dia fony niala tao Jerosalema i Jekonià mpanjaka sy ny renin’ny mpanjaka, ireo tandapa sy ireo mpiasam-panjakana ambony tao Joda sy Jerosalema mbamin’ireo mpahay taozavatra sy mpahay taovỳ. Jereo ny tokoBaiboly Katolika2 nony efa niala tany Jerosalema i Jekôniasa mpanjaka, ny renin’ny mpanjaka, ny eonòka, ny mpanapaka any Jodà sy Jerosalema, ny mpandrafitra ama-mpanefy vy; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy2 rehefa lasa niala tany Jerosalema Jekonia mpanjaka sy ny reniny sy ny tandapa sy ny mpanapaka ny Joda sy Jerosalema mbamin’ny mahay tao-zavatra sy ny mpanefy vy), Jereo ny tokoMalagasy Bible2 (rehefa lasa niala tany Jerosalema Jekonia mpanjaka sy ny reniny sy ny tandapa sy ny mpanapaka ny Joda sy Jerosalema mbamin'ny mahay tao-zavatra sy ny mpanefy vy), Jereo ny toko |
Ary ny TOMPO naneho tamiko aviavy roa sobika izay voapetraka teo anoloan’ny tempoliny. Taorian’ny nitondran’i Nebokadnetsara mpanjakan’i Babilôna an’i Jekônià, zanakalahin’i Jôiakima sady mpanjakan’i Joda, sy ireo mpifehy an’i Joda mbamin’ireo mpahay taozavatra sy mpanefy vy tao Jerosalema ho babo tany Babilôna no nisehoan’izany.