Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Jeremia 28:7 - DIEM PROTESTANTA

7 Kanefa henoy tsara izao teny ataoko renao sy ren’ny vahoaka rehetra eto izao:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

7 Kanefa kosa mba henoinao izao teny izao izay holazaiko eto anatrehanao sy ny vahoaka rehetra:

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

7 Kanefa henoy tsara izao teny ataoko renao sy ren’ny vahoaka rehetra eto izao:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

7 Kanefa kosa henoy izao teny holazaiko eto ho ren’ny sofinao sy ny sofin’ny vahoaka rehetra izao:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

7 Kanefa kosa mba henoinao izao teny izao, izay holazaiko eto anatrehanao sy ny vahoaka rehetra:

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

7 Kanefa kosa mba henoinao izao teny izao, izay holazaiko eto anatrehanao sy ny vahoaka rehetra:

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

7 Kanefa kosa mba henoinao izao teny izao izay holazaiko eto anatrehanao sy ny vahoaka rehetra:

Jereo ny toko dika mitovy




Jeremia 28:7
2 Rohy Ifampitohizana  

Fa hoy kosa i Mikaià: –Raha tàhiny ka tafaverina soa aman-tsara ianao, dia tsy nampitenenin’ny TOMPO aho tsy akory.


Efa nisy tokoa mpaminany hatry ny ela talohanao sy talohako. Ireny mpaminany ireny dia manambara hafatra tamin’ireo tany matanjaka sy fanjakana malaza; nefa ady sy loza ary areti-mandringana no nambarany mazàna.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra