Jeremia 28:2 - DIEM PROTESTANTA2 –Izao no lazain’ny TOMPOn’izao rehetra izao sady Andriamanitr’i Israely: «Hopotehiko ny ziogam-pamoretana angejan’ny mpanjakan’i Babilôna anareo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20112 Izao no lazain’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, Andriamanitry ny Israely: Efa notapahiko ny ziogan’ny mpanjakan’i Babilona, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara2 –Izao no lazain’ny TOMPOn’izao rehetra izao sady Andriamanitr’i Israely: «Hopotehiko ny ziogam-pamoretana angejan’ny mpanjakan’i Babilôna anareo. Jereo ny tokoBaiboly Katolika2 «Izao no lazain’i Iavehn’ny tafika, Andriamanitr’i Israely: Efa notapahiko ny jiogan’ny mpanjakan’i Babilôna. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy2 Izao no lazain’i Jehovah, Tompon’ny maro, Andriamanitry ny Isiraely: Efa notapahiko ny ziogan’ny mpanjakan’i Babylona, Jereo ny tokoMalagasy Bible2 Izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro, Andriamanitry ny Isiraely: Efa notapahiko ny ziogan'ny mpanjakan'i Babylona, Jereo ny tokoLa Bible en Malgache2 Izao no lazain’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, Andriamanitry ny Israely: Efa notapahiko ny ziogan’ny mpanjakan’i Babilona, Jereo ny toko |
Ny mpitondra azy mitsara mba hahazoana tsolotra; ny mpisorony mampianatra ny lalàna mba hahazoana karama; ary ny mpaminaniny manambara ny ho avy mba hahazoana vola. Kanefa dia mbola miankina amin’ny TOMPO ihany ireo ka miteny hoe: «Tsy eto anivontsika ve ny TOMPO? Tsia, tsy hisy loza hanjo antsika.»