Jeremia 27:12 - DIEM PROTESTANTA12 Araka izany hafatra izany koa no nilazan’i Jeremià tamin’i Tsedekià mpanjakan’i Joda hoe: «Maneke hitondra ny zioga izay ampitondrain’ny mpanjakan’i Babilôna ianao sy ny vahoakanao, ka manompoa azy sy ny vahoakany, dia ho velona ianareo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201112 Ary i Zedekia, mpanjakan’ny Joda, koa dia efa nilazako araka izany teny rehetra izany hoe: Ampidiro eo amin’ny ziogan’ny mpanjakan’i Babilona ny vozonareo ka manompoa azy sy ny vahoakany, dia ho velona ianareo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara12 Araka izany hafatra izany koa no nilazan’i Jeremià tamin’i Tsedekià mpanjakan’i Joda hoe: «Maneke hitondra ny zioga izay ampitondrain’ny mpanjakan’i Babilôna ianao sy ny vahoakanao, ka manompoa azy sy ny vahoakany, dia ho velona ianareo. Jereo ny tokoBaiboly Katolika12 Ary i Sedesiasa mpanjakan’i Jodà koa, efa nilazako izany teny rehetra izany, nataoko hoe: Ampidiro ho ambany jiogan’ny mpanjakan’i Babilôna ny vozonareo, ka tompoy izy sy ny vahoakany, dia ho velona ianareo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy12 Ary Zedekia, mpanjakan’ny Joda, koa dia efa nilazako araka izany teny rehetra izany hoe: Ampidiro eo amin’ny ziogan’ny mpanjakan’i Babylona ny vozonareo, ka manompoa azy sy ny vahoakany, dia ho velona hianareo. Jereo ny tokoMalagasy Bible12 Ary Zedekia, mpanjakan'ny Joda. koa dia efa nilazako araka izany teny rehetra izany hoe: Ampidiro eo amin'ny ziogan'ny mpanjakan'i Babylona ny vozonareo, ka manompoa azy sy ny vahoakany, dia ho velona ianareo. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache12 Ary i Zedekia, mpanjakan’ny Joda, koa dia efa nilazako araka izany teny rehetra izany hoe: Ampidiro eo amin’ny ziogan’ny mpanjakan’i Babilona ny vozonareo ka manompoa azy sy ny vahoakany, dia ho velona ianareo. Jereo ny toko |
«Koa raha misy firenena na fanjakana tsy mety manompo an’i Nebokadnetsara, eny, raha misy firenena tsy manaiky hitondra ny zioga izay hampitondrain’i Nebokadnetsara azy, dia hirotsaka an-tsehatra Aho hamely izany firenena izany amin’ny ady sy ny mosary ary ny areti-mandringana, hoy ny teny hentitra avy amiko TOMPO; ary ny tanan’i Nebokadnetsara no hasaiko mandripaka azy.
Tamin’iny taona iny ihany, izany hoe ny taona fahefatra nanjakàn’i Tsedekià mpanjakan’i Joda, andro iray tamin’ny volana fahadimy, dia nankao an-tranon’ny TOMPO i Hananià mpaminany, zanakalahin’i Hazora sady avy any Gibehôna. Niteny tamin’i Jeremià teo imason’ny mpisorona sy ny vahoaka rehetra teo izy, ka nanao hoe: