Jeremia 25:3 - DIEM PROTESTANTA3 «Manomboka amin’ny taona faha-13 nanjakan’i Jôsià, zanakalahin’i Amôna sady mpanjakan’i Joda, ka mandraka androany, izany hoe efa 23 taona izao, no nanambarako sy namerimberenako taminareo ny hafatra nampitondrain’ny TOMPO ahy, nefa tsy nihaino ianareo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20113 Hatramin’ny taona fahatelo amby folo nanjakan’i Josia, zanak’i Amona, mpanjakan’ny Joda, ka mandraka androany, dia telo amby roapolo taona izao, no nahatongavan’ny tenin’NY TOMPO tamiko, ary nolazaiko taminareo, eny, nifoha vao maraina aho ka nilaza nefa tsy nihaino ianareo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara3 «Manomboka amin’ny taona faha-13 nanjakan’i Jôsià, zanakalahin’i Amôna sady mpanjakan’i Joda, ka mandraka androany, izany hoe efa 23 taona izao, no nanambarako sy namerimberenako taminareo ny hafatra nampitondrain’ny TOMPO ahy, nefa tsy nihaino ianareo. Jereo ny tokoBaiboly Katolika3 Hatramin’ny taona faha-13 nanjakan’i Josiasa zanak’i Amôna, mpanjakan’i Jodà, ka mandrak’androany, dia efa 23 taona izay, no nahatongavan’ny tenin’i Iaveh tamiko, sy nitenenako taminareo ka niteny taminareo hatramin’ny maraina aho; kanefa tsy nihaino ianareo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy3 Hatramin’ny taona fahatelo ambin’ny folo nanjakan’i Josia, zanak’i Amona, mpanjakan’ny Joda, ka mandraka andro-any, dia mandritra ny telo amby roa-polo taona izao, no nahatongavan’ny tenin’i Jehovah tamiko, ary nolazaiko taminareo, eny, nifoha maraina koa aho ka nilaza; nefa tsy nihaino hianareo. Jereo ny tokoMalagasy Bible3 Hatramin'ny taona fahatelo ambin'ny folo nanjakan'i Josia, zanak'i Amona, mpanjakan'ny Joda, ka mandraka androany, dia mandritra ny telo amby roa-polo taona izao, no nahatongavan'ny tenin'i Jehovah tamiko, ary nolazaiko taminareo, eny, nifoha maraina koa aho ka nilaza; nefa tsy nihaino ianareo. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache3 Hatramin’ny taona fahatelo amby folo nanjakan’i Josia, zanak’i Amona, mpanjakan’ny Joda, ka mandraka androany, dia telo amby roapolo taona izao, no nahatongavan’ny tenin’NY TOMPO tamiko, ary nolazaiko taminareo, eny, nifoha vao maraina aho ka nilaza nefa tsy nihaino ianareo. Jereo ny toko |
Tamin’ny taona fahavalo nanjakàny, fony i Jôsià mbola zatovolahy, no nanombohany nitady an’ilay Andriamanitr’i Davida razambeny; ary efatra taona taorian’izany kosa no nanombohany nanadio ny fanjakàn’i Joda sy ny tanànan’i Jerosalema mba tsy hisy toeram-panasinana na tsatokazo fanajana an’i Aserà, ary tsy hisy sarin-tsampy voasokitra na mivongana intsony.
Tsy nitsahatra nandefa ny mpaminany mpanompoko rehetra nifandimby nankany aminareo Aho hilaza aminareo hoe: ‹Samia miala amin’ny lalan-dratsiny ka manaova ny tsara, atsaharo ny mifikitra amin’andriamani-kafa sy manao fanompoam-pivavahana ho azy, dia hahazo honina eto amin’ny tany efa nomeko anareo sy ny razanareo ianareo.› Kanefa tsy nanongilan-tsofina tamiko sady tsy nihaino Ahy ianareo.