Jeremia 23:25 - DIEM PROTESTANTA25 Izaho Tompo efa nandre izay nolazain’ireo mpaminany mihambo miteny amin’ny anarako kanefa milaza lainga manao hoe: «Nanonofy aho, eny, nanonofy aho.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201125 Efa reko ny nolazain’ny mpaminany izay naminany lainga tamin’ny anarako hoe: Nanonofy aho, nanonofy aho. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara25 Izaho Tompo efa nandre izay nolazain’ireo mpaminany mihambo miteny amin’ny anarako kanefa milaza lainga manao hoe: «Nanonofy aho, eny, nanonofy aho.» Jereo ny tokoBaiboly Katolika25 Reko ny lazain’ireo mpaminany ireo, izay maminany lainga amin’ny Anarako, manao hoe: «Nanonofy aho; nanonofy aho!» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy25 Efa reko ny nolazain’ny mpaminany, Izay naminany lainga tamin’ny anarako hoe: Nanonofy aho, nanonofy aho. Jereo ny tokoMalagasy Bible25 Efa reko ny nolazain'ny mpaminany, Izay naminany lainga tamin'ny anarako hoe: Nanonofy aho, nanonofy aho. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache25 Efa reko ny nolazain’ny mpaminany izay naminany lainga tamin’ny anarako hoe: Nanonofy aho, nanonofy aho. Jereo ny toko |
Hihatra amin’izy roa lahy izany noho ny nanaovany zavatra fady teo amin’i Israely; fa naka ny vadin’ny namany izy sady nilaza lainga kanefa nihambo ho niteny tamin’ny anarako, na dia tsy nomeko baiko aza hanao izany. Izaho TOMPO kosa dia mahalala ny zava-drehetra sady vavolombelon’izany, hoy ny teny hentitra avy amiko.› »